Andilan-Dranomasin' I Gibraltar

Ny Andilan-dranomasin' i Gibraltar dia andilan-dranomasina ao atsimon' i Espaina sady ao avaratr' i Marôka, ao atsinanan' ny Ranomasimbe Atlantika ary ao andrefan' ny Ranomasina Mediteranea.

Io andilan-dranomasina io no hany ahafahan' ny fifamoivoizana an-dranomasina mampitohy an' i Atlantika amin' i Mediteranea. Mirefy 14 km ny sakany ary 1 000 m ny halaliny. Tamin' ny Andro Taloha dia nantsoina hoe "Andrin' i Heraklesy" (grika: Ἡράκλειαι Στῆλαι / Hêrakleiai Stêlai; mitovy anarana amin' ireo tendrombohitra manamorona azy) io andilan-dranomasina io, nefa niova amin' io anarany ankehitriny io izy araka ny anaran' ilay jeneraly mozilmana berbera atao hoe Tariq ibn Ziyad, izay niampita azy mba hamabo ny Saikanosy Iberika tamin' ny volana Avrily taona 711. Atao hoe مضيق جبل طارق / Mudiq Jabal Tariq izy amin' ny teny arabo, Estrecho de Gibraltar kosa amin' ny teny espaniôla.

Andilan-Dranomasin' I Gibraltar
Ny sarin' ny Andilan-dranomasin' i Gibraltar, azo avy amin' ny satelita.

Tags:

Andilan-dranomasinaAndro TalohaBerbera (vahoaka)EspainaFiteny araboFiteny espaniôlaMarôkaRanomasimbe AtlantikaRanomasina MediteraneaSaikanosy IberikaSilamo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

.jpDave AitelAlakaraboHerinandro MasinaOmbyDanemarkaJán ĎuricaSampy (malagasy)6SikkimFitodika ataoPhiladelphiaFiteny bengalyFory1918Baolina kitraCorrentinaAotrisy1978Epistilin' i PaolyMohammad Reza Pahlavi19 AprilyTantara ny Andriana eto MadagasikaraBarbadyArdècheFivavahan-drazana malagasyPSafodrano1991HenôteismaAndriamisaraBiôgrafia15Christophe Colomb2020Bodisma teravadaApôstôly roa ambin' ny foloÔksizenina59Lahatra11Faritra Sofia1854Nôrvezy1855RoipitikaCommonwealth ny firenena mahaleotenaKataraTranonkalaFanandroana malagasy73SZômbyClenleuChristopher NolanSihanakaNederlandy.idMary Cassatt879312BarselonaWilliam Rowan HamiltonTsỳSikidy malagasyKor'anyTAbdellatif FellainiFromazyAmbohidrabibyISO 3166-1V🡆 More