Andriamisara

Andriamisara dia mpanjaka sakalava tao amin' ny tarana-mpanjaka maroseraña izay heverina fa tena mpanorina ity tarana-mpanjaka ity.

Andriamisara dia zanak' Andriamandazoala ary efa nanjaka tany amin' ny faritr' i Fiherenana, misy an' i Toliara ankehitriny, angamba tamin' ny tapany voalohan' ny taonjato faha-17. Avy eo izy no nanitatra ny fahefany, na nianatsimo ka hatrany amin' ny tanin' ny Mahafaly na tany avaratra tany amin' ny Sakalava. Avy amin' ny fandresen' Andriandahifotsy zanany ihany anefa no tena nampitombo ny fahefan' ny Sakalava izay lasa Fanjakan' i Menabe. Taorian' ny fahafatesany dia hajaina fatratra ao amin' ny foko sakalava ny sisa sasany amin' ny vatan' Andriamisara, indrindra amin' ny alalan' ny fomba amam-panao atao hoe fitampoha izay ankalazana sy ivavahana amin' ny dady (izany hoe ny mpanjaka efa niamboho sy ny sisan-javatra avy amin' izy ireo, toy ny sombin-taolana, hoho, vangy, sns).

Lisitry ny mpanjakan' i Menabe

Boky azo anovozan-kevitra

  • Suzanne Chazan-Gillig, « Les luttes d'influence entre alliés : leur référence au mythe d'Andriamisara », in La société sakalave : le Menabe dans la construction nationale malgache : (1947-1972), ORSTOM, Karthala, Paris, 1991, p. 59-62. (ISBN 2-86537-276-6)
  • Dominique Ranaivoson, Madagascar : dictionnaire des personnalités historiques, Sépia, Saint-Maur-des-Fossés ; Tsipika, Antananarivo, 2011 (2e éd.), p. 38 (ISBN 978-2-84280-101-4)

Tags:

AndriamandazoalaAndriandahifotsyFanjakan' i MenabeFitampohaMahafalyMaroserañaSakalavaToliara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Samuel RatanyTantara ny Andriana eto MadagasikaraRaúl AlbiolHaranita-tsaina voatrolombelonaHagia SophiaAndrianjakanavalomandimbyJeôgrafia1754Hypertext Markup LanguageKabary tera-baoEstera (ao amin'ny Baiboly)Sokajin-tenyFanomboana an' i JesoaForyLeonid BrezhnevDābbat al-ArḍTrombaLakandranon' i SuezFaritra eto MadagasikaraPedro Rodríguez LedesmaApôkalipsin' i Joany1797Didy FoloHerinandro MasinaCalvin CoolidgeFiteny jeôrjianaLisitry ny zavatra madinidinika 7001-8000NanjingFandraisanaMeksikaAziaTeôlôjian' ny hazo fijaliana1939James VI and IWikibolanaSukabumiMartsaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaBorondyRobert MugabeDiana, Andriambavin'i ValesaArsène WengerNiassaSakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana1782AnglikanismaZon' olombelonaFrancis DrakeLisitry ny zavatra madinidinika 10001-11000SolosainaFiteny rosianaNefilimaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AlahamadyVaryMenalambaBetsimisarakaWordPressLisitry ny gazety ao MadagasikaraDavid CameronTetiandro hebreoTolom-bahoaka tamin' ny 1947Fandriam-pahalemanaHuai'anAtômaAmbatomenaRatsirahonana Norbert LalaAprilyAostraliaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraFirenena Mpiara-Dia tamin' ny Ady Lehibe VoalohanyAndriamasinavalona26 Oktobra🡆 More