Andilan-Dranomasina

Ny andilan-dranomasina, izay mety hantsoina hoe lakandrano ihany koa, dia sampan-dranomasina lavalava somary teritery eo anelanelan' ny morontsiraka roa izay manamorona azy, ka mampifandray velaran-ranomasina roa.

Ny andilan-tany no mifanohitra aminy.

Andilan-Dranomasina
Ny andilan-dranomasin' i Gibraltar

Mety mampitohy kôntinenta ny andilan-dranomasina iray (tahaka ny andilan-dranomasin' i Gibraltar sy ny andilan-dranomasin' i Bering), na farihy roa (toa ny andilan-dranomasin' i Mackinac), na nosy roa (andilan-dranomasin' i Bonifacio, ny andilan-dranomasin' i Singaporo), nosy iray sy kôntinenta iray (andilan-dranomasin' i Magellan, andilan-dranomasin' i Courreaux de Groix). Ny Lakandranon' i Môzambika dia andilan-dranomasina koa.

Jereo koa

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha

Tags:

Andilan-tanyMorontsirakaRanomasina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

5228461879Ady Lehibe FaharoaRobert L. StevensKabary am-panambadianaMontcenis13FamadihanaEglizy katôlika rômaninaAotrisyAlikaKabary famangiana1958EBLambamenaFitenim-paritra malagasySakafo malagasyBethlehemMadagasikaraFFangitra ara-jeografiaSakramentaD2010ZavakantoRakotozandry DanielJean JavalFiteny indô-eorôpeaninaFampianarana1824Jean-Pierre BekoloSolosainaGoogleSamuel RatanyLinux1917Alohotsy81Antefasy1950Kei KumaiAntananarivo6040Goga sy MagogaRanomasimbe Pasifika1952SakamalaoMasikoroSandam-bola1 MeyBazasEtazonia98Wikibolana36Eskatôlôjia1999105383Fiangonana Jesosy MamonjyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysFiteny (heviny mivelatra)Vanim-potoana kristianaPenguinMahajangaN1897Pavel DochevRanomasinaAndriantsoly31🡆 More