Twitter

Tsy afangaro amin'ny Tweeter Endrika:Infobox Orinasa

Twitter dia fitaovana afahana manao microblogage, tantanan'ny orinasa Twitter Inc. Izy dia afahan'ny mpampiasa mandefa hafatra fohy maimaimpoana, antsoina hoe tweets (« gazouillis »), amin'ny alalan'ny internet, na messagerie instantanée na koa SMS. Ireo hafatra ireo dia voafetra ho 14 lohalo.

Twitter dia noforonona ny 21 martsa 2006 izay notontosain'i Jack Dorsey, Evan Williams, Biz Stone ary Noah Glass, naseho ampahibemaso ny volana jolay tamin'io taona io ihany. Vetivety ihany ilay tranokala dia nalaza, izay nanambatra mampiasa hatramin'ny 500 tapitrisa maneran-tany ny febroary 2012, mpampiasa 200 tapitrisa eo no eo dia mampiasa Twitter in-dray fara-fahakeliny ao anatin'ny iray volana.

Ny fohiben'ny Twitter Inc. ao États-Unis, San Francisco. L'entreprise dispose de bureaux supplémentaires et de serveurs informatiques à New York.

Smartphones

Après avoir lancé des versions différentes de ses applications selon la marque du smartphone, Twitter a uniformisé toutes ses applications mobiles en décembre 2011. Sous le nom de code Lets Fly, Twitter adopte une nouvelle interface simplifiée qui facilite l'accès à son compte et ses connexions.

Rohy hafa

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SiliaLiervalPoopyVanim-potoana kristianaFrancis DrakeRova ManjakamiadanaJinyBaibolyGarabola1546MosesyTanyTetiandro hindoaWuxiKianjaBetsileoChiry-OurscampRamanantsoa Gabriel1309Mouvement National pour l'Indépendance de MadagascarBokin' i ZefaniaAnarana853KatôlisismaFilipina640Fiteny frantsaySaint-Just-en-ChevaletEpistily ho an' ny RômanaKabary am-panambadianaNikôtininaAndriamasinavalonaMarovatoMeyRepoblika Demokratika MalagasyZanak' AndriamanitraMediaWikiAlfonso CuarónJerosalemaGoogleDokuWikiAostraliaWikimaniaGeorge BushPapagaiosKaodim-paositraMponina eto MadagasikaraAprilyTestamenta VaovaoFrantsaMaromokotro1200MerinaKrôasiaSMOTIGPaulo César Vieira RosaAlain Corneau10 AogositraAsabotsyLev LandauTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaKilômetatra toradroaMadagasikaraGovernemanta MalagasySichuanMalagasy (vahoaka)Bokin' ny Genesisy🡆 More