Miss Grand International

    Miss Grand International 2020

Miss Grand International
Fifaninanana hatsaràn'ny Miss Grand International
((th)) มิสแกรนด์อินเตอร์เนชันแนล
Fampahalalana ankapobeny
Fanafohezana MGI
Karazana Ilay orinasa
Motto ((en)) Stop the wars and violence
Tantara
Créé November 6, 2013; 10 years ago (2013-11-06)
Mpanorina Miss Grand International Nawat Itsaragrisil
Management
Filoha Miss Grand International Nawat Itsaragrisil
Filoha lefitra Miss Grand International Teresa Chaivisut
Miss Grand international https://www.duhoctrungquoc.vn/wiki/mg/Venezoela Valentina Figuera (2019)
Faritra Eran-tany
Birao Foibe Miss Grand International Bangkok, Tailandy
Toerana 1213/414, Soi Lat Phrao 94 (Pancha Mit), Lat Phrao Road, Phapphla, Wang Thonglang, Bangkok, Tailandy
Member > Firenena 70
Fikambanana mifandraika
Tompony Miss Grand International Co, Ltd.
Zana-fikambanana Miss Grand Thailand
Media an-tserasera
Tranonkala ofisialy MissGrandINternational.com

Miss Grand International dia fifaninanana hatsaran-tarehy vehivavy izay natao nanomboka tamin'ny 2013. Nawat Hisaragrisil, mpandraharaha Thailandey no nanorina azy io. Androany dia natolotry ny fikambanana Miss Grand International (MGIO) ny fifaninanana. Noheverina ho anisan'ny fifaninanana hatsarana malaza indrindra eran'izao tontolo izao, miaraka amin'ny Miss Universe, Miss World, Miss Supranational, ary Miss International.

Hahazo loka 40.000 dolara amerikanina ny mpandresy amin'ny fifaninanana ary mandroso hijanona ao Bangkok (Tailandy) mandritra ny herintaona hiasa ho ambasadaoron'ny fikambanana.

Ny mpandresy ankehitriny (2019) dia i «Valentina Figuera» avy any Venezoelà. Tsy nanatevina velively ny fifaninanana i Madagasikara sy i Komoro.

Mpandresy

Taona Miss Grand International Firenena Ville hôte Pays hôte Lieu Isan'ny mpifaninana
2013 Janelee Chaparro Miss Grand International  Puerto Rico Bangkok Miss Grand International  Tailandy Impact, Muang Thong Thani 71
2014 Lees García Miss Grand International  Cuba Bangkok Miss Grand International  Tailandy Indoor Stadium Huamark 85
2015 Anea Garcia Miss Grand International  Repoblikan'i Dominican Bangkok Miss Grand International  Tailandy Indoor Stadium Huamark 78
Claire Elizabeth Parker Miss Grand International  Aostralia
2016 Ariska Putri Pertiwi Miss Grand International  Indônezia Las Vegas Miss Grand International  Etazonia Westgate Las Vegas 76
2017 María José Lora Miss Grand International  Però Phu Quoc Miss Grand International  Vietnam Vinpearl Convention Center 77
2018 Clara Sosa Miss Grand International  Paragoay Rangoon Miss Grand International  Myanmara The ONE Entertainment Park 75
2019 Valentina Figuera Miss Grand International  Venezoela Caracas Miss Grand International  Venezoela Poliedro de Caracas 60
2020 Caracas Miss Grand International  Venezoela Poliedro de Caracas 70+

Galerie

Solontena avy amin'ny firenena miteny malagasy

Tsy misy ny solontena avy eto Madagasikara sy i Kômôro izay nanatevin-daharana ny Miss Grand International nanomboka tamin'ny 2013.

Tamin'ny taona 2019 dia tafiditra voalohany tamin'ny fifaninanana i Réunion.

Taona Miss Grand Réunion Fifaninanana nasionaly Âge Taille Ville Le placement Loka manokana
2013 – 2018: Tsy misy solontena
Miss Grand International  2019 Laëtitia Hoareau-Boyer 25 168 cm Saint-Pierre

Vangio koa

Rohy ivelany

Reference

Tags:

Miss Grand International MpandresyMiss Grand International GalerieMiss Grand International Solontena avy aminny firenena miteny malagasyMiss Grand International Vangio koaMiss Grand International Rohy ivelanyMiss Grand International ReferenceMiss Grand Internationales:Miss Grand Internacional 2020

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ParashaVohitr' andrianaBiôgrafiaApôkrifan' i JoanyZanatsoratraMississipi (renirano)Ravalomanana MarcBibilavaDidy FoloApôkalipsy voalohan' i JakôbaJodasy IskariôtaFangitra ara-jeografiaFitsipiteny malagasyZanadralamboFady (malagasy)Bokin' i JôbaFiarakodiaFitenim-paritra malagasyDakota AtsimoNVoninahitra (fivavahana)PenguinAurangzebSoratraHerinaratra1629Fiteny betsimisaraka atsimoAndriamiseza LucienAugustin rajonAndriamanitra (tokana)Filazantsara araka an' i LiokaLinus PaulingNoyelles-sur-SelleAmbohimangaArthur C. ClarkeAKantoVirjiniaTontolo iainanaTeknôlôjiaFaritra eto MadagasikaraAdy Lehibe VoalohanyFiteny araboShahram NazeriKôlômbiaFaritra Atsimo-AndrefanaFrantsaSimôna avy any KirenaSaryPaska jiosySôfia (gnôstisisma)Foko eto MadagasikaraAndringitraJesoaFiangonana Loterana MalagasyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFaingo mihantonaPaoly (apôstôly)Fiteny daryTongotraWikiWayback MachineMalakiaHiragasyEbrahim HatamikiaHermann Hesse(104249) 2000 EQ1361923Biraom-panisan'i EtazoniaHendersonville, TennesseeAzerbaijàna IranianaRajoelina Andry🡆 More