Ny tetiandro hindoa dia tetiandro manara-bolana sy masoandro izay ahitana fanova arakaraka ny faritra ampiasana azy: ny fanjakana indiana isnisany dia manana ny fomba fijeriny ary i Pakistàna dia manana ny azy koa.
Ny andro voalohany ao amin' ny taona voalohany amin' ny tetiandro hindoa dia mifanandrify amin' ny 23 Janoary 3102 tal. J.K. ao amin' ny tetiandro gregôriana. Ireto ny anaram-bolana ao amin' io tetiandro io: Chaitra, Vaishākh, Jyaishtha, Āshādha, Shrāvana, Bhādrapad, Āshwin, Kārtik, Mārgashīrsha, Paush, Māgh ary Phālgun.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Tetiandro hindoa, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); Tetiandro hindoa Wiki additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.