Sakamasay

Ny Sakamasay dia iray amin'ireo volana malagasy mitondra anarana avy amin'ny teny sanskrita.

Ny Hiahia no eo alohany ary ny Volambita no eo aoriany. Na dia mampiasa teny mitovy na mitovitovy aza ny isam-paritra dia mety samihafa ny fari-potoana ao amin'ny taona tondroina amin'io teny io arakaraka ny faritra eto Madagasikara.

Volana fahavalo ny Sakamasay amin'ny Antesaka, fahasivy kosa amin'ny Bezanozano, fahenina amin'ny Sihanaka, fahavalo amin'ny Antandroy (Rakotosaona, 1972). Amin'ny Bara dia mifanandrify amin'ny volana Jona ny Sakamasay (Rakotosaona, 1972).

Jereo koa

Anaram-bolana malagasy avy amin'ny teny sanskrity:

Anaram-bolana malagasy avy amin'ny teny arabo:

Samihafa

Boky azo anovozan-kevitra

  • Rakotosaona, Rakibolana, 1972/1975 (tsy voatonta).
  • Deschamps Hubert, Le dialecte Antaisaka, Imprimerie Moderne de l'Emyrne. 1936.
  • David sy Irrigaray, Lexique des dialectes du Nord de Madagascar, 1952.
  • Richardson James (Rev.), A New Malagasy-English Dictionary, The London Missionary Society, Antananarivo, 1885. Reprinted in 1967 by Gregg Press Limited, 1 Westmead, Farnborough, Hants., England, 1885
  • Gwyn Campbell, David Griffiths and the Missionary "History of Madagascar", 2012,
  • William Ellis, History of Madagascar: Comprising Also the Progress of the Christian Mission Established in 1818 ..., 1838.

Loharano

Tags:

Sakamasay Jereo koaSakamasay Boky azo anovozan-kevitraSakamasay LoharanoSakamasayHiahiaTeny sanskritaVolambita

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Epistily voalohany ho an' ny KôrintianaFivavahan-drazana malagasyAkira KurosawaFitiavanaKabary famangianaAterinetoKinana26 SeptambraIndôsina1938Ejipta tamin'ny Andro TalohaMississaugaZoma masinaLionel MessiFiteny japôneyFambolenaAsaSihanakaSorona masinaEvekaEzequiel LavezziKilalakyFikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika AvaratraMokubiloVirjiniaHoratio NelsonFiangonana Loterana MalagasyHernán CrespoNew JerseySahih MuslimSunan ibn MajahFiraisana ara-nofoJeôgrafiaGranges-sur-AubeRanomasimbe IndianaNikaragoa1964Donald TrumpSamuel Jacob KleinRené DescartesAndro AntenatenanyFiteny malagasy ôfisialyShāhīn DezhEkaterina IITuriúbaFivarotana andevoTexasThe SimpsonsMichael JordanOlombelonaEnterprise, AlabamaRobin WilliamsSiansa ara-tsôsialyPaskaAntesakaDebianTafika an-tanetyIsraelyWikibolanaKristianisma eto MadagasikaraIbn MajahVondrona EorôpeanaRené GoscinnyGregor MendelSakalavaFabio CannavaroBoky faharoan' i HenôkaKrishnaBaianópolisBaibolyZanak' i Israely🡆 More