Hatsiha

Ny Hatsiha dia iray amin'ireo volana malagasy mitondra anarana avy amin'ny teny sanskrita.

Ny volana Vatravatra no eo alohany ary ny Volasira (na Valasira) no eo aoriany. Misy koa ny Malagasy nanonona hoe Hasia, Hatsia, Asiha na Hatsiaka. Na dia mampiasa teny mitovy na mitovitovy aza ny isam-paritra dia mety samihafa ny fari-potoana ao amin'ny taona tondroina amin'io teny io arakaraka ny faritra eto Madagasikara.

Amin'ny Antesaka sy amin'ny Antanosy dia volana fahatelo ny Hatsiha. Volana fahafito kosa izy amin'ny Bezanozano izay manonona azy hoe Atsia. Amin'ny Betsimisaraka, ny Hatsia dia volana voalohany ao amin'ny taona: "manomboka mitselitra sy mikotroka ny andro".

Jereo koa

Anaram-bolana malagasy avy amin'ny teny sanskrity:

Anaram-bolana malagasy avy amin'ny teny arabo:

Samihafa

Boky azo anovozan-kevitra

  • Rakotosaona, Rakibolana, 1972/1975 (tsy voatonta).
  • Deschamps Hubert, Le dialecte Antaisaka, Imprimerie Moderne de l'Emyrne. 1936.
  • David sy Irrigaray, Lexique des dialectes du Nord de Madagascar, 1952.
  • Richardson James (Rev.), A New Malagasy-English Dictionary, The London Missionary Society, Antananarivo, 1885. Reprinted in 1967 by Gregg Press Limited, 1 Westmead, Farnborough, Hants., England, 1885
  • Gwyn Campbell, David Griffiths and the Missionary "History of Madagascar", 2012,
  • William Ellis, History of Madagascar: Comprising Also the Progress of the Christian Mission Established in 1818 ..., 1838.

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Hatsiha Jereo koaHatsiha Boky azo anovozan-kevitraHatsiha Loharano sy fanamarihanaHatsihaFiteny sanskrityVatravatraVolasira

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ekaterina IIAndreas DorauEtazoniaAnetzEllwood City, PennsylvaniaCharles XIV John an'i SoedaSomeraAl-MuwattaLisitry ny zavatra madinidinika 28001-290001981AntiliaRindrankajy wikiMarko AorelioChristopher CollesXherdan ShaqiriRajoelina AndryRené GoscinnyFabio CannavaroFriant, KaliforniaAppleAraraquaraFanambaràna ny hevitry ny nofyMarumsco, VirginiaJacques FrançoisOlombelonaFanandroana malagasyHypertext Markup LanguageFikomian' i Bar KokhbaSiddhartha GautamaVondrona EorôpeanaFrançois MitterrandMenalambaFanjakan' ImerinaMichiganSikidy malagasyKatowiceZlatan IbrahimovićAdimizanaGore VidalJava Andrefana16 FebroaryJapanaFanekem-pinoana nikeanaFrederick BrooksFehezantenyTantaraKublai KhanSunan al-DaraqutniLionel MessiJa'far al-SâdiqFirenena1964Taom-baovao malagasyFiavian' i Kristy fanindroanyAbu Dawud al-SijistaniFitaovam-piadianaVirijiny (antokon-kintana)New JerseyJogailaEmpira SasanidaLoza folo tao EgiptaFambolenaAl-Nasa'iTerakaMozilla FirefoxGuelphRobin WilliamsFiteny indônezianaJoko WidodoAnganoAlahasatyBarrett Blade🡆 More