Volana Malagasy Asaramanitra

Ny Asaramanitra dia iray amin'ireo volana malagasy mitondra anarana avy amin'ny teny sanskrita.

Ny Asaramantsina no eo alohany ary ny Asotry no eo aoriany. Misy koa ny Malagasy manonona hoe Saramanitra, Saramanitsa na Pitsamanitse. Na dia mampiasa teny mitovy na mitovitovy aza ny isam-paritra dia mety samihafa ny fari-potoana ao amin'ny taona tondroina amin'io teny io arakaraka ny faritra eto Madagasikara.

Ny volana Asaramanitra dia volana voalohany amin'ny Bezanozano fa volana faharoa kosa amin'ny Sihanaka (Rakotosaona, 1972). Tao Imerina dia nenti-nilazana ny fetin'ny fandroana ny hoe asaramanitra ka nifanandrify amin'ny volana Alahamady (Richardson, 1885) nefa tamin'ireo mpanjaka merina kristiana dia tsy ny Alahamadibe no asaramanitra. Ny Saramanitry antesaka dia volana faha-12 ao amin'io faritra io.

Jereo koa

Anaram-bolana malagasy avy amin'ny teny sanskrity:

Anaram-bolana malagasy avy amin'ny teny arabo:

Samihafa

Boky azo anovozan-kevitra

  • Rakotosaona, Rakibolana, 1972/1975 (tsy voatonta).
  • Deschamps Hubert, Le dialecte Antaisaka, Imprimerie Moderne de l'Emyrne. 1936.
  • David sy Irrigaray, Lexique des dialectes du Nord de Madagascar, 1952.
  • Richardson James (Rev.), A New Malagasy-English Dictionary, The London Missionary Society, Antananarivo, 1885. Reprinted in 1967 by Gregg Press Limited, 1 Westmead, Farnborough, Hants., England, 1885
  • Gwyn Campbell, David Griffiths and the Missionary "History of Madagascar", 2012,
  • William Ellis, History of Madagascar: Comprising Also the Progress of the Christian Mission Established in 1818 ..., 1838.

Loharano

Tags:

Volana Malagasy Asaramanitra Jereo koaVolana Malagasy Asaramanitra Boky azo anovozan-kevitraVolana Malagasy Asaramanitra LoharanoVolana Malagasy AsaramanitraAsaramantsinaAsotryTeny sanskrita

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ankadinondry SakayJeôrjiaTetiandro hebreoNederlandyKôtidivoaraDinan' i VarsoviaFady (malagasy)AterinetoTômasy avy any Akoino29 DesambraFitampohaKabary am-panambadianaOSamaritanaVohiposaPaoly (apôstôly)SokitraHugo ChávezAmerika LatinaAmerikaFiteny indô-eorôpeaninaAdimizanaVazimbaFivavahanaTanakhAtômaŌitaBetsileoFiteny zoloFanambaràna ny hevitry ny nofyRirininaRanavalona IIMpandrindra milinaFivavahan-drazana malagasyVintana (finoan-drazana malagasy)BucharestFandroahana fanahy ratsy6 JonaSouclinFiarahamoninaPentekôsta31 MartsaJean NarivonyMichel-AngeFanjanahantanyFrancisco Javier Muñoz LlompartFiangonana Jesosy MamonjyMasindahy NikôlaAnjara asa (fitsipiteny)Francis DrakeFilazantsara araka an' i LiokaTongstenaVondrona EorôpeanaHenôkaEuroLisitry ny zavatra madinidinika 24001-25000SochiBonneval, Eure-et-LoirLevy (zanak' i Jakôba)Emperora MeijiRosia1754NefilimaTaom-baovao malagasyForySunan ibn MajahAbdellatif FellainiFinlandyVanoFotopampianarana sy FanekempihavananaLandry Chauvin🡆 More