Propithecus Edwardsi

Ny Propithecus edwardsi dia karazana sifaka monina any amin' ny ala mando sy ny ala an-tany iva any amin' ny faritra atsinanan' i Madagasikara.

Iray amin' ny karazana sifaka sivy misy eto Madagasikara izy.

Propithecus Edwardsi
Propithecus edwardsi
Propithecus Edwardsi
Faritra misy ny Propithecus edwardsi

Matevina ny volo mandrakotra ny lamosiny ary ny lokony dia miova avy amin' ny volontakatra ka hatramin' ny manja matroka. Ny sisim-batany dia mampiseho loko mazava kokoa, mamorona takelaka mitsivalana roa mihaona manandrify ny hazondamosiny indraindray. Miloko volondavenona na mainty ny tarehiny, toy ny sofiny izay matetika milentika ao amin' ny volony. Taloha, nisy mpanoratra nilaza ny fisian' ity karazana sifaka ity mainty manontolo, afa-tsy ny faritra manja matroka eo am-pototry ny rambony. Mirefy 42 hatramin' ny 52 sm ny halavan' ny vatany, 41 hatramin' ny 48 sm ny rambony, ary 5 hatramin' ny 6,5 kg ny lanjany.

Jereo koa

Tags:

MadagasikaraSifaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

WikipediaElliot ShevelTantaraSakramentaJerosalemaEtazoniaBokin' i DanielaCurrent eventsBetsimisaraka2001ZanatsoratraSorona masinaBorondyFanavakavahanaFahasalamanaAlahasatySiansa ara-tsôsialyTondra-dranoPaositra MalagasyAndrianaFampianaran-diso (fivavahana)Pôlitika eto MadagasikaraBiôgrafiaTerakaRazana (finoana malagasy)TrombaAostraliaKabary famangianaLitorjiaFiteny betsileoRégis Rajemisa RaolisonSabata (jiosy)Faritra eto MadagasikaraSôlômônaApôkrifan' ny BaibolyDemôkrasiaPablo PicassoConstantin StanislavskiFihavananaFitiavanaBaiboly katôlikaFanjakan' ImerinaAsabotsyLalitraFerenc AndrásSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaAsorotanyLahatra (finoana malagasy)SakalavaTobilehibeMikeaFanjakan' AndriamanitraWayback MachineLisitry ny gazety ao MadagasikaraAntesakaTorkmenistànaAast, Pyrénées-AtlantiquesKristianismaMpampiankina fehezankevitraOsyMpampitohy (fitsipiteny)Vatosoa1989Bokin' ny GenesisyAlahamadyAnaran'ny mponinaRy Tanindrazanay malala ôAngleteraISO 4217Kolontsaina malagasyMa Ying-jeou🡆 More