Propithecus Candidus

Ny Propithecus candidus dia karazana sifaka izay monina amin' ny toerana voafetra kokoa noho ny faritra onenan' ny sifaka hafa, ary mifantoka amin' ny ala trôpikaly manodidina ny Valan-javaboary Marojejy izany.

Iray amin' ireo karazan-tsifaka sivy eto Madagasikara izy.

Propithecus Candidus
Propithecus candidus
Propithecus Candidus
Faritra misy ny Propithecus candidus

Lava sy maladilandy ary fotsy ny volo mandrakotra ny vatany. Amin' ny biby sasany dia mivolom-bolafotsy ny tongotra sy ny lamosina ary ny tampon-doha. Ny biby sasany tsy misy an' ilay loko mainty mahazatra amin' ny hoditry ny tarehiny fa fotsy. Noho izany dia misy ny santionany manana molotra mavokely, matetika misy pentina mainty. Toa ny biby efa lehibe no itrangan' izany, satria mazàna mainty ny zanany vao teraka. Mirefy 48 hatramin' ny 54 sm ny halavan' ny vatany, ny rambony kosa 45 hatramin' ny 51 sm, ary eo anelanelan' ny 5 sy 6 kg ny lanjany.

Jereo koa

Tags:

MadagasikaraSifaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Régis Rajemisa RaolisonTerakaBokin' ny mpaminany (Baiboly)1925DemôkrasiaAndriamanitra (ankapobeny)Ranavalona IIIFahasalamanaAnaran'ny mponinaMpampitohy (fitsipiteny)AsaRaozyFiteny hebreoJerosalemaKristianinaTantaran'i MadagasikaraISO 4217Victoire RasoamanarivoVoronaLitorjiaTarehin-tsoratra araboFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFanalana faditraSiddhartha GautamaVezoSampan-tenyÔseaniaFitiavanaMerkioraSakramentaKolontsaina malagasyHabakokaSoratraBlaogyWiki CommonsRichard I an'i AngleteraBokin' ny GenesisyTsikafonkafombazahaMpaminanyLibiaAterinetoTolom-bahoaka tamin' ny 19471968Elliot ShevelBetlehemaNôvambraAndrianaKabary tera-baoKor'anyQIT Madagascar MineralsFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaAnatôliaRaki-pahalalanaFaritra eto Madagasikara1840FahaterahanaAJirofoConstantin StanislavskiBetsileoKabary am-panambadianaAntanosySaint-Clément, AisneAndriamasinavalonaPaskaAnaranaFanjakan' AndriamanitraFifohazana AnkaramalazaFiteny malagasyAast, Pyrénées-AtlantiquesAlakaosyAnanaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaFanahy🡆 More