Propithecus Coquereli

Ny Propithecus coquereli dia karazana sifaka, miaina any amin' ny ala maina any andrefan' i Madagasikara, any Betsiboka ka hatrany amin' ny manodidina an' i Bealanana.

Iray amin' ny karazana sifaka sivy misy eto Madagasikara izy.

Propithecus Coquereli
Sifaka ao Ankarafantsika
Propithecus Coquereli
Faritra misy ny Propithecus coquereli

Ny volo madrakotra ny vatany, amin' ny lamosina sy ny lohany ary ny rambony dia matevina sy fotsy. Rakotra takelaka volontany ny tratrany, ny ao anatin' ny rantsambatany, ny feny ary ny sorony. Ny tarehiny sy ny sofiny dia tsy misy volo sady mainty, afa-tsy ny volo fotsy miendrika mahitsioro manarona ny vavany. 42 hatramin' ny 50 sm ny halavan' ny vatany, 50 hatramin' ny 60 sm ny rambony, ary 3,7 hatramin' ny 4,3 kg ny lanjany.

Jereo koa

Tags:

BealananaBetsiboka (renirano)MadagasikaraSifaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BorondyAdaloAndriamenaMatyAdy LehibeRadama IIRasoherinaBlaogySoisaJesoaAntenimieram-pirenenaFaritany eto MadagasikaraFifohazana AnkaramalazaFotoanaAntemoroIsaia (mpaminany)Apôkrifan' ny BaibolySôlômônaAlarobiaKolontsaina malagasyFivavahana eto MadagasikaraTetiandro malagasyCurrent eventsTenerifePetra-kevitraAnatôliaAndriamasinavalonaFiarakodiaFahababoana tany Babilôna1989OlombelonaAnaranaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFamadihanaFanjakan' ImerinaSikidy malagasyTobim-pifohazanaMahavelona (Toamasina)Mponina eto MadagasikaraHasinaAntesakaAndriamanitra (ankapobeny)TetiandroDidy FoloFilôzôfia1925Lisitry ny gazety ao MadagasikaraSandam-bolaKabary tera-baoOhabolanaBetsimisarakaOzbekistànaHarin-karena faobeAndrianampoinimerinaAziaFokom-pirenen' i IsraelyJerosalemaTsirintenyFiteny taỳFady (malagasy)Ry Tanindrazanay malala ôBaiboly katôlikaFiteny kirondyMerkioraJodaismaRazana (finoana malagasy)ÔseaniaAmpiposahana (faritra)DokuWiki1968AterinetoAdizaoza2006Amponga🡆 More