Babakoto

Ny babakoto na endrina dia ny lehibe indrindra amin' ny karazana gidro.

64 hatramin' ny 72 sm ny halavany ary milanja 6 hatramin' ny 9,5 kg izy. Mainty sy fotsy ny volon' ny babakoto. Tena kely ny rambony.

Babakoto
Babakoto ao Andasibe-Mantadia tamin' ny taona 2004

Biby mpivoaka andro ny babakoto (miasa mandritra ny andro). Tokam-bady sady miara-belona amin' ny fianakaviana kely anatin' ny alamorana ny babakoto. Mitabataba ny vondrona babakoto izay mifadray tsy tapaka amine'ny vondrona babakoto hafa.

Mihinana ravina sy voankazo ary vony ny babakoto. Iray amin' ireo biby izay tsy miaina amin' ny zoo ny babakoto. Tandindonin-doza ka voaaro ny babakoto. Tsy misy babakoto ny any ivelan' i Madagasikara.

Jereo koa

Tsiahy

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ElisaRemiencourtVlorëFiteny albaneyMoritz Anton CappellerKolontsaina malagasyBouquemaisonApôkalipsin' i JoanyImamoRun Run ShawEstôniaBaibolyAtômaBatisaFanjakana MitambatraKilalaoTantaran' i MadagasikaraFahotana tamin' ny fototraPedro II an'i BrazilaTobilehibeHerinandroGugnécourtFiarahamoninaMartsaBucharestPentekôtisma eto MadagasikaraFamakafakanaPhil JacksonSahih al-TirmidhiTrombaHoratio Herbert KitchenerFaritra AtsinananaMcMechen, West VirginiaZoma masinaFivavahanaJames VI and IFritz HaberKalamTsinyRazana (finoana malagasy)AlahasatyPablo Escobar2009Andron' ny MesiaRepoblikan'i WeimarFitampohaVeliranoFamorana26 OktobraFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyMarumsco, VirginiaFitohananaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaSakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavananaFamantarana ny fiavian' ny andron' ny fitsarana5 DesambraKilamba-Kiaxi1927Abdellatif FellainiCourbevoieAdimizanaRaúl AlbiolHenôkaTena Fiangonan' i JesoaTheodore WhartonPôntio PilatoFanomboana an' i JesoaSandam-bolaMarshall Lefferts🡆 More