Propithecus Deckenii

Ny Propithecus deckenii dia karazana sifaka miaina any amin' ny ala maina any andrefan' i Madagasikara, any Manambolo ka hatrany Mahavavy Avaratra.

Propithecus Deckenii
Sifaka ao amin' ny Tsingin' i Bemaraha
Propithecus Deckenii
Faritra misy ny Propithecus deckenii

Ny volo mandrakotra ny vatany dia fohy kokoa noho ny an' ny Propithecus verreauxi, nefa fotsy tanteraka, mety milokom-bolamena na manja hatsatra indraindray eo amin' ny tendany, ny sorony, ny lamosiny ary ny tongony. Mainty ny molony, matetika rakotra volo fotsy. Mirefy 42 hatramin' ny 48 sm ny vatany, 50 hatramin' ny 60 sm ny rambony ary 3 hatramin' ny 4,5 kg ny lanjany. Iray amin' ny karazana sifaka sivy misy eto Madagasikara izy.

Jereo koa

Tags:

MadagasikaraMahavavy AvaratraManambolo (renirano)Sifaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fitaovam-piadiana1989FanandroanaTrombaZaha1911NBokin' ny GenesisyFifohazana SoatanànaAmerikaBorondyJirofoDidy FoloKabaryTsindrimandry (fivavahana)HelsinkiSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaDistrikan'i MaintiranoLaurent CantetSilamoAntemoroMpampiankina fehezankevitraLalitraDmitri MedvedevHasina (zavamaniry)Arama (faritra)Ohabolana2022AdijadyFifandraisan-davitraKolontsainaLambo diaTsinyFifohazana (kristianisma malagasy)1968Fivavahana eto MadagasikaraBokin' i DanielaOsyAnjara asa (fitsipiteny)Baiboly amin' ny teny malagasyAmbatolampy TsimahafotsyFisoronana sy fanalana vintanaTantaran' i MadagasikaraLisitry ny filohan' i MadagasikaraFihavananaBokin' i EzekielaTenerifeHavatsa-UPEMAhidamboZanabintanaFanandroana malagasyFitiavanaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAsaTendryFifohazana AnkaramalazaAnanaAast, Pyrénées-AtlantiquesZanahary (finoan-drazana malagasy)FrantsaRasoherinaFivavahan-drazana malagasyFaritany eto MadagasikaraRenivintanaForyOnitiana RealyTantaran' i EtazoniaAdy Lehibe FaharoaVezoTambajotraRanavalona IIIEorôpa🡆 More