Facebook

Facebook dia sampan-draharaha tambajotra ara-tsosialy noforonina ny volana Febroary 2004, izay karakarain'ny orinasa Facebook Inc.

Tamin'ny volana Septambra 2012, nihoatra ny iray miliara ny isan'ny mpampiasa an'i Facebook, ary mahery ny antsasak'izy ireo no manao Facebook amin'ny finday. Tamin'ny volana Oktobra 2012 ny tranonkala facebook izay manana ny adiresy www.facebook.com dia tranonkala faharoa voavangy indrindra eo amin'ny Aterineto aorian'i Google.

Tsy maintsy misoratra ny mpikambana vao afaka mampiasa ilay tranonkala, ary rehefa vita izany dia afaka mamorona ny takelany, mifandray amin'ny mpikambana hafa izay nampiany ho namana ary mifanakalo hafatra. Miampy amin'izany koa ny fahafahana miditra anaty vondrom-pikambana ary manasokajy ny namany anaty lisitra manokana ("namana akaiky", "mpiara-miasa"...).tsy

Tantara

I Mark Zuckerberg no namorona an'i Facebook tamin'izy mbola mpianatra tao amin'ny oniversiten'i Harvard tamin'ny 2004. Talohan'io Facebook io, izy dia nanokatra an'i Facemash izay nosokafany ny 28 Oktobra 2003.

Rohy ivelany

Tsiahy

ny Facebook dia ahafahana mifandray aman'olona sy mandefa dokambarotra kanefa izy dia misy voka-dratsiny ho an'ny ankizy mbola mianatra

Tags:

20042012AterinetoFebroaryFindayOktobraSeptambraTambajotra ara-tsosialyTranonkala

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1990DrômeFahaizana mamaky sy manoratraA1564Jenna Haze2007Foko eto MadagasikaraChris EvansAndriamanitra (tokana)AlikaKrimeaFivavahan-drazana malagasyEric SchmidtJopiteraMashhadJohn Fitzgerald KennedyMadagasikaraFanjakan' AndriamanitraOgandaSolifara40FiainanaFitodika mpanaoMpandrindra milinaGinea BisaoBazaugesGazy karbonikaMasqatFlexbourgSômaly (vahoaka)QKeanu ReevesTEpistily ho an' ny EfesianaLéonard de Vinci24AhmedabadSatanaEtazoniaFiraisana ara-nofo1800.etSambatra2020TsadyDavid WinelandTeny malagasy ôfisialyDanemarkaKHadiryFebroaryAlahamadyParisy1992Tendrontany AvaratraSan-MarînoEmirata Arabo MitambatraGottfried Wilhelm LeibnizFanjakan' ImerinaArabia SaoditaHovaDa LatHaoayHerinandro MasinaFahateraham-baovao (kristianisma)Fiangonana Loterana MalagasyKyiv200115Faritr'oraD11ClenleuKolikolyAntankaranaRNepaly🡆 More