Mashhad

36°18′56″N 59°34′05″E / 36.315590°N 59.567960°E / 36.315590; 59.567960

Mashhad
Mashhad
Velarantany NC
Isam-ponina 2 307 177 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Mashhad Iran
Faritany Razavi Khorasan
Faritra NC

I Mashhad na Meshhed dia tanàna any avaratra-atsinanana amin’ Iràna, renivohitry ny faritanin' i Khorassan-e Razavi, ao amin' ny lohasaha Kashaf Rud, akaikin' i Torkmenistàna sy Afganistàna., 900 km atsinanan' i Teheran.

I Mashhad dia iray amin' ny tanàna lehibe indrindra ao Iràna; foiben-toerana lehibe amin' ny fitaterana, ny varotra, ny indostria ary ny fivahiniana masina, ao afovoan' ny faritra iroboroboan’ ny fambolena. Ny fanamboarana karipetra, noho ny fisian’ ny volon' ondry betsaka eo an-toerana, no taozavabaventy nentim-paharazana. Ny fanamboarana lamba sy vokatra ara-tsimia, ny fanamboaram-panafody ary famokaranasakafo no mandrafitra no asa hafa sahanin’ ny mponina eo an-toerana.

Ny fitoerana masina nandevenana ny imam Riza tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-9 dia, ho an' ny Siita, iray amin' ny toerana masin' ny finoana silamo: mahasarika mpizaha tany sy mpanao fivahiniana masina maro isan-taona izy (20 hatramin' ny 30 tapitrisa isan-taona). Ny fasan' ny kalifa Harun al-Rashid koa dia ao amin' io fitoerana masina io. I Mashhad koa no misy ny Oniversiten' i Mashhad (niorina tamin’ ny taona 1956). Nalaza amin’ ny maha foibe ara-pivavahana azy i Mashhad tamin’ ny taonjato faha-9.

Naverin' ny shah Abbas I Lehibe tamin' ny laoniny ilay tanàna rehefa nosimban' ny mpanani-bohitra. Tamin' ny fitondran' i Nader Shah dia renivohitry ny empira izy.

Jeôgrafia

Ny isam-ponina dia 2 307 177 mponina tamin' ny taona 2012, fa 4 156 321 kosa izany tamin' ny taona 2015.

Toetany

Jereo koa

Tsiahy

Mashhad 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Iràna ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Mashhad JeôgrafiaMashhad Jereo koaMashhad TsiahyMashhad

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Baiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraFampakaram-badyFasanaAntsirananaDistrikan'i FianarantsoaAristôty03 janvier 201613 desambra 1991Fisoronana sy fanalana vintanaSinaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaAlahamadibeApôkalipsy voalohan' i JakôbaIAndrianampoinimerinaFilazantsara araka an' i MarkaZafisoroIndôneziaBaiboly amin' ny teny malagasyTontolo iainanaRafitra fitantanana votoatinyBokin' ny MakabeoŠtefan ČambalFanekem-pinoanaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFizaràn-taonaKristianismaWikipediaMenakaLisitry ny filohan' i MadagasikaraIndiaKolontsainaMpampiankin-tenyAnjara asa (fitsipiteny)TranonkalaAlemainaAhidamboTokantranoForbesJosip SkoblarFandroahana fanahy ratsyBootjack, KaliforniaÉmile DurkheimForyBoky faharoan' i HenôkaBritaina LehibeRangitaAnamalahoFiteny sakalavaEzekielaGrenadyAndrianjakaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôVolaVolana (fotoana)Vintana (finoan-drazana malagasy)Lisitry ny gazety ao MadagasikaraFihavananaLahatra (finoana malagasy)Foko eto MadagasikaraEndrika araka anjara asaFamoranaFoko folo veryAkohoAsa (mpanjakan' i Jodà)TodyFiteny malagasy🡆 More