Ireo ny fitsipika :
1. Zava-nitranga iray nalaza farafahakeliny azo apetraka isan'andro. Ferana ho folo ny zavamitranga malaza isan'andro apetraka ao amin'ny efemerida
2. Ferana ho telo isan'andro ireo efemerida mikasika ny fialantsasatra ary mikasika ny andro masina.
3. Mila fahalazana kelikely ny efemerida.
4. Azo apetraka ao koa ireo daty nahaterahana na nahafatesan'ireo olo-malaza manerana izao tontolo izao.
Rehefa misy tsifanajana ireo fitsipika ireo dia mety hosoloina na hofafana ilay zava-nitranga napetraka.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article toromarika, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.