efemerida/Toromarika

Ireo ny fitsipika :

Fitsipika hametrahana daty ao amin'ny Efemerida

1. Zava-nitranga iray nalaza farafahakeliny azo apetraka isan'andro. Ferana ho folo ny zavamitranga malaza isan'andro apetraka ao amin'ny efemerida

2. Ferana ho telo isan'andro ireo efemerida mikasika ny fialantsasatra ary mikasika ny andro masina.

3. Mila fahalazana kelikely ny efemerida.

4. Azo apetraka ao koa ireo daty nahaterahana na nahafatesan'ireo olo-malaza manerana izao tontolo izao.

Rehefa misy tsifanajana ireo fitsipika ireo dia mety hosoloina na hofafana ilay zava-nitranga napetraka.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Asa AkiraWashingtonMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyRy Tanindrazanay malala ôFaritra SofiaPastona (vahoaka)VyFiarahamoninaMadagasikara zanatany frantsayVolahavana GermaineBritaina LehibeFamadihanaEorôpa Atsimo-AtsinananaFihetseham-poFrantsaFiteny slôvenaAlahasatyRabibyFanalan-jazaOlombelonaFototenyLambamenaMaha virjiny mandrakizay an' i MariaAdijadyFanambaràna ny hevitry ny nofySikidy malagasySoratra MasinaTobilehibe AnkaramalazaEtazoniaFady (malagasy)Fiteny betsimisaraka avaratraFaraoParashaAdy Lehibe VoalohanyAveloSinaZavakantoNy Avana RamanantoaninaFaingo mihantonaTeôlôjiaJackson PollockPôlitikaKiboboASarielaFaritra SavaGeorges AndriamanantenaEorôpaMistery masinaRepoblika Demôkratikan' i KôngôSalavantanin' i GazaFanjakan' i MenabeKelsôsyAdy MangatsiakaMulbagalAndringitraAlahamadyMenalambaDistrikan' i SambavaAsombolaBokin' i DanielaLoksemborgaKabary famangiana1963Fifanakalozan-kevitry ny MpamonjyLembalemba IranianaFiteny samôrôDavida (mpanjaka)Repoblika Demokratika MalagasyVorombolaFitiavanaNinheiraKapveraMozika🡆 More