Mahafaly Solonandrasana Olivier

Mahafaly Solonandrasana Olivier, teraka tamin' ny 21 Jona 1964 tao Nosy-Be Madagasikara.

Izy no olo anga Malagasy ka voatendry ho lehiben' ny governemanta na ny praiminisitra tamin' ny 10 Aprily 2016. Izy no praiminisitra fahatelo tamin' ny Repoblika fahefatra, i Jean Ravelonarivo no praiminisitra nosoloiny. .

Tantarany manokana

Fianarany

Nahazo diplôma bakalôreà sokajy D izy tamin' ny taona 1983, ary nanohy ny fianarany tany amin' ny Oniversite Toliara ka nahazo ny mari-pahaizana lisansa ny taona 1989 ary ny maitriza ny taona 1993 tamin' ny taranja filôzôfia. Ny taona 1995, dia nahazo mari-pankasitrahana lefitra ami'ny serasera tao Parisy any Frantsa izy, tamin' ny taona 1999, dia nahazo diplôma tao amin' ny sekoly fiofanana mpiasa mpanjakana ambony ENAM izy.

Traikefa pôlitika

Nanomboka tamin' ny 18 Aprily 2014, dia voatendry ho minisitra ny fitsinjaram-pahefana na ny "Décentralisation" tao amin' ny governemanta an' i Jean Ravelonarivo. Ny faha 10 Aprily 2016, dia izy no voasafidy ho praiminisitra malagasy na ny lehiben' ny governemanta izay eo ambany fiadidin' ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

Tsiahy

Jereo koa

Mahafaly Solonandrasana Olivier 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Biografia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Mahafaly Solonandrasana Olivier Tantarany manokanaMahafaly Solonandrasana Olivier TsiahyMahafaly Solonandrasana Olivier Jereo koaMahafaly Solonandrasana Olivier10 Aprily19642016GovernemantaJean RavelonarivoMadagasikaraMalagasyNosy BePraiminisitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny malayIsaia (mpaminany)20 SeptambraAsombolaBokin' i JôsoaRainisoalamboFanjanahantanyWiki FoundationTrombaFitenim-paritra malagasyDemôkrasiaFanafodyMôsikaoAsorotanyZivaSômaliaLahatraAntemoroAterinetoAntanosyOndrySamboValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraFivavahan-drazana malagasy1700Fanjakana MitambatraTsirintenyAdy an-tranoToetanin-jana-pehin-tanyAdaoroOsyDidy FoloMetodismaAntesakaForyLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyMayotteFiompianaTamotamoGregôrio IXMpisolo toerana (fitsipiteny)1901Tetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaFady (malagasy)Hartford, ConnecticutFiteny latinaJodaismaTantaran' i EtazoniaAnjara (finoana)Anjara asa (fitsipiteny)20202 DesambraBill ClintonFilipinaJiosyFameno (fitsipiteny)RavelonjanaharyLouis XVI1860Abdellatif FellainiTsiranana PhilibertAndriamangariraZafimaniryRanavalona IWikimaniaHasinaHagaraSandam-bola🡆 More