Andriamanitra Jopitera

I Jopitera no andriamanitra rômana izay mitondra ny tany sy ny lanitra, ary koa ny zavamananaina rehetra ao aminy.

Izy koa no tompon' ny andriamanitra maro hafa, ary andriamanitry ny lanitra tamin' ny voalohany, izay toetra hita amin’ ny fifandraisany amin’ ireo fambara eny amin’ ny lanitra mifandray amin’ ny fanao momba ny fahitana ny miafina ataon' ny mpisoron' i Rôma. Amin' ny maha Andriamanitra masi-mandiny azy dia ny voromahery sy ny varatra no famantarana omena azy. Amin' ny teny latina izy dia atao hoe Juppiter ou Iuppiter. Nampitovin' ny Rômana amin' i Zeosy, izay ny andriamanitry ny Grika mifanentana aminy, i Jopitera tamin’ ny farany, na dia niavaka tsara aza ireo andriamanitra roa ireo tamin' ny voalohany. Ao amin' ny literatiora rômana, ny fanehoana an-tsary an' i Zeosy dia mifanindry amin' ny an' i Jopitera, ka ireo andriamanitra roa ireo dia lasa nifangaro ao amin' ny fedrà sy ny sary masina. Izany no nahatonga an' i Jopitera, hatramin' izay ka hatramin' io fotoana io saika tsy nanana fedrà na ny rohim-fianakaviana, ka nomena ny toetoetran' ny andriamanitra grika Zeosy. Ohatra, i Jopitera dia lazaina fa nanambady an' i Jonô anabaviny.

Andriamanitra Jopitera
Sarivongana maneho an' i Jopitera

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (ankapobeny)FedràFiteny latinaRôma TalohaVaratraVoromaheryZeosy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FrantsaTambajotraFitampohaHabakabakaMpampiankin-tenyFiteny kirondyBetsimisarakaZanatenyIndôneziaFanavakavahanaVolana (fotoana)Havatsa-UPEMAdimizanaTestamenta VaovaoAast, Pyrénées-AtlantiquesFifohazana FarihimenaAmpongaDarryl StarbirdRepoblika MalagasyKabary am-panambadianaAostraliaLanitra (finoana)William III an'i AngleteraDemôkrasiaMadagasikaraFahefana mpanatanterakaFamadihanaFifohazana (kristianisma malagasy)2020Fitaovam-piadianaAsorotanyTondra-dranoRanavalona IIISikidy malagasy31 MartsaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaVoronaFiteny tiorkaFiteny malagasyDmitri MedvedevFifohazana AnkaramalazaFiteny hindỳvietnamyAlemainaFifohazana SoatanànaJohn DaltonFilôzôfiaSaint-Clément, AisneBorondyTsikafonkafombazahaEtazonia1968AndriamasinavalonaAlakaosyAdaoro1910ZanabintanaPaska1925AlahasatyFaritra AndroyJirofoBaiboly katôlikaEorôpaRoandaFanatontoloanaFiangonana Loterana MalagasyVintana (finoan-drazana malagasy)Tendry🡆 More