Varatra

Ny varatra dia ny feo vokatry ny fipoakan' ny rivotra mifandona (rivotra mangatsiaka sy mafana) ary ny fihaonan' ireo no manome ilay tselatra.

Mitovy ny fotoana ipoahan' ny varatra sy isehoan' ny tselatra saingy noho ny tsy fitovian' ny hafainganam-pandehan' ny feo sy ny hazavana dia ny tselatra aloha no hita voalohany avy eo ny varatra no heno. Raha tena akaikin' ny tselatra no misy olona mijery dia miara-mipoitra ny tselatra sy ny varatra.

Varatra
Tselatra sy Varatra vokatry ny herinaratra amin' ny rivotra ka mipoaka

Jereo koa

Tags:

FeoHazavanaRivotraTselatra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KristianismaVolahavana GermaineLalan-jazaTsadyVespasienMôlekiolaFanjakana MitambatraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFisoronana sy fanalana vintanaAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaRosiaTwitterKristôlôjiaFamoranaSiansaFitiavanaAnarana13 NovambraFirenena an-dalam-pandrosoanaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaTsotsokaAfrika AfovoanyFifohazana (kristianisma malagasy)Tanàn-dehibeJerosalemaFahafatesanaFiteny betsimisarakaSiriaFameno (fitsipiteny)TantaraAriaryMarilyn MonroeTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFanandroana malagasy23 Desambra20 JolayFiarahamoninaFanahyIndôneziaTsindrimpeoAurangzebHarvey KormanBaraKatôlisismaPHPLouis-Claude VincentHiragasyFiangonana zandrinyBokin' ny FitomanianaFamadihanaMustafa Kemal AtatürkFahaleovantenaFiteny jeôrjianaLloyd KaufmanBokin' i EzekielaTorkiaFilazantsara araka an' i MarkaFaritra eto MadagasikaraMpampiankin-tenyRomaniaIsraelyAndriamangariraJônà (mpaminany)WikibolanaIràna15 AprilyFoko eto MadagasikaraSoson-drivotry ny tanyKafeFilazantsara araka an' i JoanySoronaAdy MangatsiakaEpistily ho an' ny GalatianaRivotra🡆 More