Fiteny Môre

Ny fiteny môre na môôre na môsy dia fiteny ao Borkina Fasô tenenin' ny vahoaka atao hoe Môsy.

Izy no fiteny be mpampiasa indrindra ao amin' io firenena io. Mihoatra ny 15 189 750 amin' ny 20 252 523 ny isan' ny olona miteny môre araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2018, izany hoe 75 %n' ny mponina. Fiteny ifaneranseran' ny vahoaka samihafa fiaviana ny fiteny môre, toy ny fiteny diola sy ny fiteny folfolde ao Borkina Fasô. Ao amin' ny vondrom-piteny vôltaika ny fiteny môre.

Jereo koa

Tags:

Borkina FasôFiteny diola

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

2022AnthiyurArabia SaoditaMpampitohy (fitsipiteny)Fokom-pirenen' i IsraelyKabary tera-baoPoaceaeMadagasikaraAmontanaFanjakan' ImerinaWikiTestamenta VaovaoOnitiana RealyAljeriaVictoire RasoamanarivoBokin' ny SalamoEvekaApôkrifan' ny BaibolyFamonjenaMerkioraMontanaFanalana faditraAndrianampoinimerina2006Fivavahan-drazana malagasyMahavelona (Toamasina)Kor'anyTrombaFaritany eto MadagasikaraJohannes VermeerKabaryFaritanin' AntananarivoFihavananaFahasalamanaMatoantenyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaLalitraAlarobiaTorkiaTetiandroIsraelyVatosoaTenerifeFitenim-paritra malagasyRanavalona IIIFiteny araboLisitry ny filohan' i MadagasikaraHolatraGrisyArmeniaFanavakavahanaKalandrie litorjika katôlika rômaninaMaleziaTsekiaNikôtininaAnanaLambo diaJodaismaFanahyAntesakaFiteny hebreo14 FebroaryZanahary (finoan-drazana malagasy)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAndriamanitra (tokana)Lanitra (finoana)Fitsarana faranyAterinetoRasoherinaKainaSokajin-tenyTobim-pifohazanaBenjamin Disraeli🡆 More