Fiteny Fola

Ny fiteny fola na fiteny polo na fiteny peola na fiteny folany dia fiteny ao Afrika Andrefana, ao amin' ny firenena sy fanjakana hita manamorona ny reniranon' i Senegal harany amin' ny an' i Nily, firenena miisa roapolo any ho any, ka anisan' izany i Senegaly, i Malỳ, i Maoritania, i Gambia, i Ginea, i Kamerona, i Nizera, i Borkina Fasô, i Tsady, i Nizeria, i Ganà, i Siera Leôna, ary i Sodàna.

Jereo koa

Fiteny be mpampiasa ao Afrika

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.

Tags:

Afrika AndrefanaBorkina FasôGambiaGanàGineaKameronaMalỳMaoritaniaNilyNizeraNizeriaSenegalySiera LeônaSodànaSénégal (ony)Tsady

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMosavy (finoana malagasy)Banto (vahoaka)FamoranaRadama VoalohanyFahagaganaVoromailalaVeliranoKataraMarovatoFiteny maanianyAbdônaDokuWikiParisDiamangaFiarahamoninaKônfirmasiônaApôstôly roa ambin' ny foloMpampiankina fehezankevitraZairaFanjakana MitambatraMôsikaoMpampiankinaDidy FoloTodyWikimaniaWikiFanasan' ny TompoAngatra (aretina)AlahasatyRavelonjanaharyTetiandro gregôrianaSakramentan' ny filaharanaAdijadyFanatontoloanaAljeriaVoatabiaFilazantsara araka an' i LiokaFanekem-pinoana apôstôlikaVintana (finoan-drazana malagasy)Ravalomanana MarcFameno (fitsipiteny)Stridôna28 MartsaBokin' ny GenesisyFaritanin' AntsirananaKameronaBetsimisarakaKalandrie sinoaFanahy (kolontsaina malagasy)AostraliaBob KhannaSihanakaTorkmenistànaFaritanin' AntananarivoFitenim-paritra malagasyFiteny italianaFilazam-potoana (fitsipiteny)PentekôstaRafitra kôneksiônalyZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaPhoenix, ArizonaLalàmpanorenan' i MadagasikaraFanekem-pinoana atanazianaMaaniany (vahoaka)AnjelôlôjiaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyToekaren' i MadagasikaraAndrianampoinimerinaRaki-pahalalana🡆 More