Fiteny Haosa

Ny fiteny haosa dia fiteny afrô-aziatika (na hamitô-semitika) tenenina ao Afrika Andrefana, ao Benîno, ao Borkina-Fasô, ao Kamerona, ao Kôtidivoara, ao Ganà, ao Nizera, ao Nizerià, ao Sodàna, ao Tsady, ao Tôgô ary ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô.

Iray amin' ireo fiteny telo ianarana sy tetenina ao Nizerià ny fiteny haosa, fanampin' ny fiteny iôroba sy ny fiteny igbô.

Misy eo amin' ny 77 063 700 eo ny mpiteny haosa ka ny 55 800 000 ao Nizerià (taona 2020) ary ny 17 700 000 ao Nizera (taona 2019) fa ny sisa kosa any amin' ny firenena hafa.

Jereo koa

Fiteny be mpampiasa ao Afrika

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.

Tags:

Afrika AndrefanaBenînoBorkina FasôFiteny hamitô-semitikaFiteny igbôFiteny iôrobaGanàKameronaKôtidivoaraNizeraNizeriàRepoblikan' i KôngôSodanaTsadyTôgô

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SabelioFiteny neerlandeySakalavaKilamba-KiaxiKôrà (zanak' i Esao)PentateokaFiendrika sy fitodikaLovantsofinaZone FrancFiteny betsimisaraka avaratraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSolosainaDumboSakafoRosiana (vahoaka)WikiRabibyUlan BatorKroazadaFahaleovantenaPaoly (apôstôly)Andriamanitra RayFiteny rosianaRosedale, Mississippi30 St Mary AxeFiteny afrikansaRSSFaritra SavaAdy Lehibe FaharoaBob DylanEorôpaRajoelina AndryWMpampiana-dalànaÔbadiaDidy FoloKisarisary ÔfitaZanak' OlonaJodasyVanim-potoana kristianaAlahasatyArabia SaoditaKôlômbiaIaldabaôtaFahaizana mamaky sy manoratraMpampiankinaAndrianaEkoadôraAlakaraboFiteny estônianaIndiaMozikaTongotraEjiptaLitoaniaFasismaHijraBokin' i JôbaJean-Joseph RabeariveloFaritra Atsimo-AndrefanaÔlimpôsy (Torkia)Fiteny arabo1940Fiteny hindỳFianakaviam-pitenyAnjelyLinus PaulingAntefasyBanto (vahoaka)Paska jiosyBatisma🡆 More