Fiteny Fola

Ny fiteny fola na fiteny polo na fiteny peola na fiteny folany dia fiteny ao Afrika Andrefana, ao amin' ny firenena sy fanjakana hita manamorona ny reniranon' i Senegal harany amin' ny an' i Nily, firenena miisa roapolo any ho any, ka anisan' izany i Senegaly, i Malỳ, i Maoritania, i Gambia, i Ginea, i Kamerona, i Nizera, i Borkina Fasô, i Tsady, i Nizeria, i Ganà, i Siera Leôna, ary i Sodàna.

Jereo koa

Fiteny be mpampiasa ao Afrika

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.

Tags:

Afrika AndrefanaBorkina FasôGambiaGanàGineaKameronaMalỳMaoritaniaNilyNizeraNizeriaSenegalySiera LeônaSodànaSénégal (ony)Tsady

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KalsiômaSampy (malagasy)Jolio KaisaraHawthornPat SummittZhuge LiangToetanim-pehiben-tanyAsa AkiraJerôbôama IAfganistànaFivavahana ao IndiaFatranaWayback MachineGeorges AndriamanantenaMpaminanyJohn RawlsScott Barchard WilsonSingaporoFedràTetiandro litorjika kristianaHaifisaina sy hetsi-poSpringbôkaKansas City, MissouriFitsanganan' i Jesoa ho velonaFahatorontoronina tsy azon-kelokaBaibolyAhidamboKelly MadisonAkohoKatroGrenadyFiompianaDexter, MichiganFanagasianaCatenoyJean NarivonyEkiomenismaMponinaZangeneh, HamadanMpanakanto malagasySapphoTendrombohitra GarizimaVary amin'ananaDistrika eto MadagasikaraFaritra Atsimo-AtsinananaEmperora CixiFanahin' ny vatanaInconfidentesNederlandyJinyUtsunomiyaFiteny frantsayAvestaFiteny tsekyZimbaboeEoin HandSôkratyWilhelm RöntgenFiteny katalànaBokin' i MikàRoandaTetrarkiaBôliviaFilazantsara araka an' i JoanyOhabolana🡆 More