Biraom-Panisan'i Etazonia

Ny Biraom-panisan' Etazonia (amin'ny teny anglisy : United States Census Bureau) dia miankina amin'ny Economics and Statistics Administration an'ny Departementam-barotr' Etazonia.

Araka ny lalam-panorenan'ny firenena, hisain'ny Biraom-panisana ny isam-ponin'ny firenena ary, amin'ny alàlan'io isam-ponina io, hovainy ny isan'ny solotenan'ny faritany any amin'ny Kaongresa. Manangona statistika mahakasika ilay firenena, ny toe-karena ary ny olom-pirenena io Birao io.

Biraom-Panisan'i Etazonia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Namorona ary mandraharaha ny Population Clock, mpanisa manome ny isam-ponina any Etazonia sy manerana ny tany izy.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

FaritanyIsam-poninaStatistika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Arabia SaoditaTambajotraFivavahana2001849KiantenyPraiminisitra malagasyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)HasinaMahavelona (Toamasina)MeyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Bokin' ny SalamoOraRégis Rajemisa Raolison\MatoantenyGaliaFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaMarovatoFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoFitenim-paritra malagasyFivavahana abrahamikaFaritanin' AntananarivoEvekaMpamari-toetraEzraFiraisana ara-nofoFaritra MelakySadoseoLisitry ny filohan' i MadagasikaraFady (malagasy)TantaraAlahasatyIndôneziaFirenena MikambanaFoko eto MadagasikaraAntambahoakaFitiavanaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaAlahamadyCurrent eventsMediaWikiFerenc AndrásAnthiyurHarin-karena faobeLuciano SpallettiWiki CommonsFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaLalitraAsorotanyFahababoana tany BabilônaSoratraFifohazana AnkaramalazaAntesakaBokin' ny OhabolanaTorkmenistànaFifandraisan-davitraOzbekistànaOsySydneySoisaSorona masinaCaliforniaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Kabary famangianaAndrianaAlakaraboTendryKor'anyMerinaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaTolom-bahoaka tamin' ny 1947🡆 More