Andôra

I Andôra na ny Printsipaoten' i Andôra dia fanjakana ao Eorôpa Atsimo na Eorôpa Andrefana, ao amin’ ny faritr’ i Pyrenea, eo anelanelan’ i Frantsa sy i Espaina.

Ny renivohiny dia i Andorra la Vella. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 467,63 km2 ny velaran-taniny ary miisa 85 082 ny mponina tao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2011. Ny faritr' ora dia +1. Iray amin' ireo firenena madinika indrindra eto an-tany i Andôra. Printsipaote i Andôra, ka ny printsy miara-mitondra dia ny filohan' ny Repoblika  Frantsay sy ny evekan' i Urgel any Espaina. Nanomboka tamin' ny taona 1993 dia nanana ny lalàm-panorenany sy ny governemantany ary ny antenimierany manokana ity firtenena ity. Ahitana Andôràna (mihoatra kely ny 20 %) sy Espaniôla (mihoatra kely ny 40 %) sy Pôrtogey ary Frantsay ny mponina ao Andôra.

Andôra
Sainan' i Andrôra
Andôra
Sarin-tany maneho an' i Andôra ao Eorôpa
Andôra
Sarin-tanin' i Andôra

Firenena manan-karena i Andôra, ka ny loharanon-kareny amin' izany dia ny fizahàn-tany sy ny fandraharahana ara-bola.

Jereo koa

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Kôsôvô - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany

Andôra 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Andorra la VellaEorôpa AndrefanaEorôpa AtsimoEspainaFrantsaLalàm-panorenana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Masikoro1910SakafoIamblikôsyZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFanafodyEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloBritaina LehibeFamadihanaZafimanirySaryPakistànaEorôpa Atsimo-AtsinananaFaingo mihantona2005Shahram NazeriMohammad Reza PahlaviIzeharaOlombelonaQaemiyehAdy MangatsiakaJodasy IskariôtaFiteny finoàSoratra(104249) 2000 EQ136Repoblika MalagasyHendersonville, TennesseeVazimbaJesoaVirjiniaIndôneziaRégis Rajemisa RaolisonAterinetoMozika malagasyFamoranaMediaWikiVatohandrinaSetianisma1974MarovatoLloyd KaufmanWashingtonHypertext Markup LanguageMaqbool Fida HusainIrànaFRanomasina MaintyRuhollah KhomeiniHasina (fizarazaràna)Fikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaFivarotana andevoTalataGovernemantaKolontsaina malagasyFilipinaFihetseham-po1885FrantsaKilamba-KiaxiFanandroana1629Faritra eto MadagasikaraRepoblika Demokratika MalagasyRanavalona IIEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraMpaminany lehibeFifohazam-panahy lehibeAntankaranaBetsileoTantaraKônsily Vatikàna IIHermann Hesse🡆 More