Vorontsiloza

Ny vorontsiloza dia vorona fiompy izay iray karazana amin'ny akoho sy ny vorombola.

Misy ihany anefa ny vorontsiloza dia. Ompian'ny olona ny vorontsiloza mba ho hanin-kena. Midoroboka (izany hoe mampibontsina ny elany) sy miedinedina manao faribolana ny vorontsiloza lahy raha siahina. Mety ho mainty na fotsy na sady misy fotsy no misy mainty ny volony. Afaka maidina ny vorontsiloza raha tsy tapahana ny elany.

Vorontsiloza
Lahim-borontsiloza midoroboka
Vorontsiloza
Vorontsiloza fotsy
Vorontsiloza
Vorontsiloza dia manidina

Atao hoe Meleagris ny anarany ara-tsiansa. Roa karazana ny vorontsiloza fantatra, dia ireo atao amin'ny anarana ara-tsiansa hoe Meleagris gallopavo (izay mety ho dia no azo ompiana) sy Meleagris ocellata (izay ompiana).

Ohabolana malagasy momba ny vorontsiloza

  • Aza manao tahaka ny vorontsiloza: miebanebana (na mikorefarefa) tsy ankizivavy, dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy, dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza, dia izy ihany; maneno tsy ampongabe, dia izy ihany.
  • Aza midoka tena toa vorontsiloza: siahina dia midoroboka.
  • Mibehambehana ohatra ny vorontsiloza avy nosiahina.

Jereo koa

Tags:

AkohoVorombolaVorona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ZanatenyMalakiaTrombaRadama IIFanekem-pinoana apôstôlikaTetiandro malagasyFamonjenaTorkiaTarehin-tsoratra araboAnthiyurMasikoroÔseaniaSadoseoMatoantenyFahasalamanaAostraliaAntanosyPaiso (voany)HelsinkiHoratio Herbert KitchenerAlahasatyKanaana (faritra)KongonaEpistily ho an' ny RômanaHasina (hery tsy hita maso)AntandroyAhidamboDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)AngleteraFivavahana eto MadagasikaraAsombolaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôJohn DaltonFanjakan' AndriamanitraTsirinteny sara-droaJean-Joseph RabeariveloRasoherinaVezo2022FanjanahantanyHasinaMpampiankin-tenyFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyAmerikaAsaSokajin-tenyMeyLisitry ny filohan' i MadagasikaraKaina1968ZanabintanaFilôzôfiaFiteny kasmiryLanitra (finoana)FotoanaRoandaSakramentaAOzbekistànaModesto, KaliforniaTsirintenyFitampohaAziaPaskaRenivintanaKiantenyNôvambraFitenim-paritra malagasySoisaMpampiankina fehezankevitraIràkaN🡆 More