Gisa

Ny gisa dia voron-drano lehibe noho ny ganagana na ny dokotra, izay iray karazana aminy, fisa-bava, manana rantsan-tongotra efatra ka ny telo aloha atambatry ny hoditra mitapelaka ahafahany milomano tsara, fa ny iray afara misaraka amin'ireo telo ireo.

Maro karazana ny gisa ka ny sasany fiompy fa ny sasany hafa dia gisadia sady mpifindra monina. Vorona mpihinana ahirta ny gisa ka misy ireo izay mpanimba voly. Isan-karazany ny lokon'ny gisa ka misy ireo fotsy ranoray sy ireo volondavenona.

Gisa
Gisa
Gisa
Gisa

Ohabolana malagasy momba ny gisa

  • Gisalahy homan-ketsa ka izy mangalatra indray no avo feo.
  • Gisalahy amoron' ony ka ny sisa tsy maty mihiaka.

Jereo koa

Tags:

DokotraGanagana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TerakaAlohotsyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaMeksikaRafi-pitantanam-piangonanaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFahagaganaAndrianaHasinaTontolo iainanaAsa AkiraFiteny latinaWLouis XVIFanekem-pinoana nikeanaForySinaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaZanabintanaAndriamangariraIsmaelaTamotamo16 DesambraPaiso (voany)BlaogyNosy LonjoAljeriaAnjelôlôjiaSan FranciscoMarovatoBokyFivavahana amin' ny razanaSatorinaSikidy malagasyVoromailala1188Jimmy WalesJesoa araka ny kristianismaFilazantsara araka an' i LiokaKuroisoSihanakaParisyFanavakavaham-bolon-koditraParakyJFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaJohann Balthasar NeumannSamsônaRatsiraka DidierFanekem-pinoana apôstôlikaPakistànaAmbaliha (Ambanja)William ShakespeareAndrokaJeôlôjiaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AmbohimangaPrôtestantisma eto MadagasikaraNizeriàRadama VoalohanyTodyRabibyRianaratraListe des indicatifs téléphoniques internationaux par pays🡆 More