Ganagana

Ny ganagana dia voron-drano ompiana, fisa-bava sady mitovy endrika amin' ny hoho mifaingoka ny tendrom-bavany ambony.

Ompian' ny olona mba noho ny henany sy ny atodiny. Mifanakaiky endrika amin' ny gisa ny ganagana fa ny gisa lava tenda sady lehibe kokoa. Maro karazana ny ganagana ka ny sasany fiompy ary ny sasany ganagana dia. Karazan-ganagana ny dokotra izay maro karazana koa. Ny tena fantatry ny Malagasy ho ganagana dia ny karazan-ganagana fiompy.

Ganagana
Ganagana maitso vozona
Ganagana
Ganagana fotsy
Ganagana
Ganagana

Maro karazany ny ganagana fiompy, ka anisan' izy ireo ny ganagana maitso vozona (Anas platyrhynchos) sy ny dokotra fiompy (Cairina moschata domesticata) ary ny sarindokotra.

Ohabolana malagasy momba ny ganagana

  • Ganagana 
    Ganagana
    Tsy mba akanga hanidina aho, fa ny ganagana raisina amin' ny tendany.
  • Aza manao ganaganalahy, ka ny mitari-dalana indray no mihakely feo.
  • Ganagana misasa loha ka samy manao ny saim-pantany.

Jereo koa

Tags:

DokotraGisaMalagasy (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Jimi HendrixSinaBaraEmpira Babilôniana VoalohanyChristian HuygensFiteny katalànaKanadaTetrarkiaTrombaFoko eto MadagasikaraFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraOmbiasaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Kanye WestTigre (vahoaka)Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFiteny amerindaMpanjakan' i JodàFiteny soahilyAlizayAlahamadyGondolaNjakatianaAnjara (finoana)VolafotsyTendrombohitra GarizimaAmoritaMaleziaSawda bint ZamʿahFivavahana indianaFivavahan-drazana malagasyKazakstànaKoakerismaAntandroyLeo TolstoyKabary am-panambadianaRazana (finoana malagasy)Jeremy LinRakibolanaFaritra eto MadagasikaraEmpira Persiana AkemenidaFikambanana maneran-Tany momba ny VarotraTantaran' i EtazoniaAdaoroAnjara asa (fitsipiteny)Voankazo voararaLee Kuan YewBatisaRanomasimbe AtlantikaAndriamanitra mpamoronaSaolyDokuWikiDanemarkaRanavalona IVanonoSimiaMesut ÖzilDistrika eto MadagasikaraFanambadianaBoky ara-tantara (Baiboly)TwitterZavakantoRepoblika Fahefatra (Madagasikara)CatenoyInconfidentesSampy (malagasy)Constantin CernăianuEorôpa AfovoanySonismaAdy MangatsiakaZon' olombelona🡆 More