Vatovandana

Ny vatovandana na marbra, amin' ny jeôlôjia, dia vato vokatry ny fiofohan' ny vatosokay sady ahitana indrindra kristaly kalsitika.

Vato mafy sy mavesatra ny marbra. Rehefa tratran' ny rivotra mando sy asidra izy dia mirodana haingana ny nofony ivelany, saingy mahatohitra fahasimbana izy amin' ny toerana maina sy tsy azon' orana. Ny karazana vatovandana hafa dia misy loto isan-karazany, izay miteraka soratsoratra sy loko isan-karazany, ka ny sasany amin' ireny marbra ireny dia tena be mpitady, ampiasaina amin' ny fanorenana sy amin' ny fanaingoana ny aty trano ary amin' ny famoronana haingo isan-karazany.

Vatovandana
Vatovandana
Vatovandana
Sarivongan' i Abraham Lincoln (1920) vita amin' ny vatovandana, ao amin' ny Lincoln Memorial (Etazonia).

Amin' ny taozavatra (fanorenana, maritrano) na zavakanto (sarivongana sy sary sokitra), ny teny hoe marbra dia mety manondro izay vato sarotra tapahina sy afaka maka tarehy malama tsara.

Tags:

JeôlôjiaKristalyOranaRivotraVatosokay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Adijady1940Mpisolo manondroRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fiteny latinaSakafo malagasyBaiboly amin' ny teny malagasyAterinetoGanàBetsimisarakaRanavalona IIIFiteny soedoàFokom-pirenen' i JodàBetsileoAlahasatyKabary famangianaGovernemantaFiteny jeôrjianaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)SambatraBanto (vahoaka)Firaisana ara-nofoBôtsoanaFiangonana Loterana MalagasyFiteny frantsayKabary am-panambadianaFanonganam-panjakanaSihanakaParisHazolahyOsy16 DesambraNekô IIFahavaratraLiga araboIndôneziaFiteny italianaPakistànaToetanin-jana-pehin-tanyPrôtestantisma eto MadagasikaraAntemoroMaaniany (vahoaka)Jesoa araka ny kristianismaBenoà XVMarovatoMenalambaTsiranana PhilibertSMOTIGFivavahana eto MadagasikaraFanambaràna ny hevitry ny nofyBibilavaZairaFifandimbiasana apôstôlikaSonismaBrezilaKôngô-BrazzavilleAviavyParakyFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyVolahavana GermainePio XElamaTorkiaHans Holbein le JeuneAnjely potrakaGuangdongPaiso (voany)Fikambanana Iraisam-Pirenen' ny FrankôfôniaAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraNosy LonjoFokom-pirenen' i AseraAbdônaFanavakavaham-bolon-koditraIsaia (mpaminany)🡆 More