Nily

I Nily na Neily dia onin' i Afrika Atsinanana.

Izy no ony lava indrindra maneran-tany. Miala avy eo amin' ny Farihy Victoria ao Afrika Afovoany ka mikoriana mianavaratra ny ony Nily, mamakivaky an' i Oganda sy an' i Sodàna sy an' i Egipta ary farany mivarina any amin' ny Ranomasina Mediteranea. Mahatratra 5 584 km ny halavany raha avy eo amin' ny Farihy Victoria fa 6 605 km kosa raha atohy amin' ny renirano Luvironza any Borondy. Ny lemaka tondrahany dia mirefy 3 350 000 km2. Mirefy 3 000 m3/s ny salam-pikorianany.

Nily
I Nily mamakivaky an' i Oganda

Tags:

Afrika AfovoanyAfrika AtsinananaBorondyEjiptaOgandaOnyRanomasina MediteraneaSodana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpampiankina fehezankevitraAnthiyurEzraMatoantenyAsabotsySoratraTsirintenyAntankaranaFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaBetsimisarakaBenjamin DisraeliSinaTrombaKor'any\Andriamanitra (tokana)ForyJôbaFanahy (kolontsaina malagasy)Kalandrie litorjika katôlika rômaninaMôsikao1910Hypertext Markup LanguageBokin' ny mpaminany (Baiboly)Victoire RasoamanarivoJapànaTendryAlahamadySabata (jiosy)ZanabintanaNôvambraTondra-dranoPablo PicassoLibiaSandam-bolaAngleteraVatosoaIndôneziaGeorges AndriamanantenaFerenc AndrásFiteny tiorkaFanalana faditraTodyBokin' ny OhabolanaBokin' i IsaiaFilôzôfiaFitiavanaPoaceaeMain PageAndrianampoinimerinaKabary famangianaAntandroyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaTerakaAsorotanyLDistrikan'i MaintiranoFitenim-paritra malagasyMalakiaEtazoniaHabakabakaGoaikaAdy LehibeSakalavaFiteny tamilyNikôtininaFanekem-pinoana apôstôlikaFiteny hindỳFransiskanina🡆 More