Ony

Valim-pikarohana ho an'ny « Ony » — Wiki Ony

Misy pejy mitondra anarana « Ony » eto amin'ity wiki ity

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Vignette pour Ony
    Ny ony dia korian-drano mivarina any an-dranomasina. Indreto ny ony folo lava indrindra eran-tany: Nily (anelanelan' ny 6 499 sy 6 718 km) Amazôna (anelanelan'...
  • Vignette pour Niger (ony)
    I Niger, na Djoliba amin’ ny teny mandinga, dia ony any Afrika Andrefana, fahatelo lava indrindra ao amin' io kôntinenta io (4 180 km), aorian' i Nily...
  • Vignette pour Jordana (ony)
    I Jordana dia ony ao Atsinanana Afovoany mirefy 360 km izay mipoitra avy ao amin’ ny tendrombohitra Anti-Libanona sady avy avaratra mianatsimo ka mivarina...
  • Vignette pour Volta (ony)
    I Volta dia ony any Ganà izay foronin' ny fihaonan' i Volta Noire (na Mouhoun) sy i Volta Blanche (na Nakambé) ary i Volta Rouge (na Nazinon). Mikoriana...
  • Vignette pour Sénégal (ony)
    I Sénégal dia ony ao Afrika Andrefana manana halava 1 750 km, mipoitra any Ginea amin' ny haavo 750 m. Manondraka an' i Maly izy, avy eo mamakivaky an'...
  • Vignette pour Mananjary (ony)
    tanin' ny Betsimisaraka avy ao atsimo. Manana halavana mirefy 212 km ity ony ity. Any amin' ireo tendrombohitra ao atsimo atsinanan' i Fandriana, 100...
  • Vignette pour Karun (ony)
    mivarina any amin' ny reniranon' i Shatt al-Arab (ampahany iraisan' ny ony Tigrisy sy ny ony Eofrata) manandrify an’ i Khorramshahr. Mivarina ao aminy avy ao...
  • Vignette pour Congo (ony)
    koa taloha amin' ny hoe Zaire, dia ony ao Afrika Afovoany, mikoriana ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, ony faharoa aty Afrika amin' ny halavany...
  • Vignette pour Sakelidrano
    renirano na any amin' ny ony. Ranomasina Hoala Helodrano Andilan-dranomasina Farihy Dobo Heniheny Honahona Riakasia Renirano Ony Sakelidrano Loharano...
  • Vignette pour Volga (ony)
    I Volga no ony lava indrindra any Eorôpa. Izy sy ny sakelidranony dia manondraka mihoatra ny ampahatelon' ny velaran' ny ampahan' i Rosia ao Eorôpa. Atao...
  • Vignette pour Lisitry ny korian-drano eto Madagasikara
    mandahatra ny anaran' ny renirano sy ny ony ary ny sakelidrano eto amin' ny Nosy. indreto ny anaran' ny renirano sy ny ony eto Madagasikara alahatra araka abidy...
  • Vignette pour Bôzô (vahoaka)
    manamorona ny ony Niger sy Bani sakeli-dranony, indrindra fa any amin' ny hefaka afovoan' i Niger. Mpanjono izy ireo sady heverina ho "tompon' ny ony". Amin'...
  • Vignette pour Mesôpôtamia
    Mesôpôtamia na Mezôpôtamia dia faritra tany Atsinanana Akaiky, teo anelanelan' ny ony Tigry (na Tigra na Tigrisy) sy Eofrata sady mifanandrify amin' i Iràka sy...
  • Vignette pour Renirano
    lehibe avy amin' ny fitambaran' ny sakelidrano maro, ka mivarina any an' ony". Lisitry ny korian-drano eto Madagasikara Ranomasira Ranomasina Hoala Helodrano...
  • Vignette pour Nily
    Atsinanana. Izy no ony lava indrindra maneran-tany. Miala avy eo amin' ny Farihy Victoria ao Afrika Afovoany ka mikoriana mianavaratra ny ony Nily, mamakivaky...
  • Vignette pour Afrika Andrefana
    ao avaratray ny Hoalan' i Ginea hatrany amin' ny ony Sénégal, ny firenena ao amin' ny deboky ny ony Niger ary ny firenena any amin' ny tapany atsimon'...
  • Vignette pour Shatt al-Arab
    ony Tigra sy ny Eofrata, 150 km alohan' ny hivarinany any amin' ny Hoala Persika. Ony any atsimo-atsinanan' i Iràka izy, 170 km ny halavany. Ity ony ity...
  • Vignette pour Huang He
    I Huang He dia ony any amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i Sina, izay manana halava mirefy 5 464 km, izy no ony laharana faharoa ao amin' io firenena...
  • Vignette pour Somera
    Iràka ankehitriny) izay mandrakotra tany lemaka vakivakin' ny ony Tigrisy (na Tigra) sy ny ony Eofrata ary ahitana ao atsimony ny Helodrano Persika. Amin'...
  • izay mivarina any amin' ny ony Ikopa ao akaikin' Antananarivo ka mivarina any amin' ny Lakandrano Mozambika miaraka amin' ny ony Betsiboka. Lisitry ny renirano...
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AlahasatyFatranaChristchurch1868Tantara ny Andriana eto MadagasikaraKantoNôrvezyBiôgrafia9Bokin'ny Olona GoavambeSikkimKolikolyRanomasin'i LigoriaRy Tanindrazanay malala ôIrlandaVokovokomanga Loterana MalagasyHaintanyEmpira Ôtômàna18551982Fanandroana malagasyPaska jiosySeillonnazWiki CommonsIsraely1981HazomangaDave AitelAndriamanitra (finoan-drazana malagasy)DrômeTambajotra sôsialyBazaugesMikeaLleidaFromazy1970Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraKolontsaina malagasyEmirata Arabo MitambatraZava-mahadomelinaHenôteismaKing DiamondFiarakaretsakaEpistily ho an' ny EfesianaKambana (fanandroana)Edmund BurkeSantiagoFifohazana (kristianisma malagasy)VaringarinaLansing, MichiganSEpistilin' i PaolyPanossasFizaràn-taonaAntanosyEric SchmidtAzia Atsimo-AtsinananaFandriam-pahalemanaWikibolanaPrinceRepoblika Fahefatra (Madagasikara)1564AtenaCorrentinaRajoelina Andry64FacebookFiarakodiaSampy (malagasy)DanubeMaily2Sora-tsikidy malagasyDokuWikiPôlitika eto MadagasikaraOsy🡆 More