Ony Volta

I Volta dia ony any Ganà izay foronin' ny fihaonan' i Volta Noire (na Mouhoun) sy i Volta Blanche (na Nakambé) ary i Volta Rouge (na Nazinon).

Mikoriana mianatsimo izy ary miampita ny farihy Volta, ao Ganà, avy eo mitambatra  amin' ny ony Ada eo amin' ny Hoalan' i Ginea. Na i Volta Noire sy i Volta Blanche dia samy manana ny loharanony ao Borkina Fasô (firenena fantatra taloha tamin’ny anarana hoe Haute-Volta).

Ony Volta
Ny ony Volta, eo amin' ny tetezan' i Adome
Ony Volta
Ny ony Volta sy i Volta Noire (na Mouhoun) sy i Volta Blanche (na Nakambé) ary i Volta Rouge (na Nazinon).

Ny anarany, izay midika hoe "fihodinana" amin' ny teny pôrtogey, dia nomen' ilay Pôrtogey mpandeha an-tsambo azy, noho ny lalany miolikolika. Mihaona tao Yeji ireo renirano roa ambony ireo, Yeji izay toerana rakotry ny farihy Volta ankehitriny. Ny halavany manontolo, anisan' izany i Volta Noire, dia 1 450 km eo ho eo. I Oti sy i Afram no sakeli-dranony lehibe. Mahatratra 400 000 km2 ny faritanin-dranon' ilay ony sy ny sakeli-dranony ary 1 200 m3/s ny salan-kabetsahan-dranony eo am-pivarinany any an-dranomasina.

Jereo koa

Tags:

Borkina FasôGanàHoalan' i GineaVolta (farihy)Volta BlancheVolta NoireVolta Rouge

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EuroBokin'ny JobilyTetiandro malagasyChristopher Dunn1922Friedrich Nietzsche407Normandia1915VTaioàna1728AlakaraboJessica DavenportFamorana93John Maynard KeynesJAntalaotraLahatraHenôteismaMiosKalandrie persanaFitodika mpamari-toe-javatraFanjakan' ImerinaTetiandro iranianaSatana68Arrigas19U2Zômby1914YKharkivFiteny alemànaRanomasimbe Arktika1918OvyPortable Document FormatFory95AnaranaFiainanaZavakantoBokyHaoayRepoblika Fahefatra (Madagasikara)GrisyBritaina LehibeTobilehibe59BarselonaBangladesyFanekem-pinoana nikeanaDistrika eto Madagasikara1650VoambolanaAmbohimangaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFampakaram-bady10NioeJack Lemmon1835KHakitroky ny mponinaBetsimisaraka1992PaskaTantaran'i MadagasikaraRastafarismaMashhadElefanta afrikaninaFandriam-pahalemanaErika Lust7Naperville, IllinoisInjeniera🡆 More