Hoalan' I Ginea

Ny Hoalan' i Ginea dia fari-dranomasina ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika izay miditra manandrify ny afovoan' ny kôntinetan' i Afrika.

Ao atsimo andrefan' i Afrika no ahitana azy, somary ao avaratry ny fehiben-tany, ka manome lafiny mitandavana mitodika avy atsinanana miankandrefana, izay mahazo tsara ny rivotra Alizay, dia ny morontsirak' i Ginea. Ny zarahasin' i Greenwich (laharan-jarahasina 0°) sy ny fehiben-tany (laharam-pehitany 0°) dia mifanapaka amin' ny velarany ao amin' ny 570 km miala ny morontsirak' i Ganà.

Hoalan' I Ginea
Hoalan' i Ginea

Tags:

AfrikaAlizayFehiben-tanyGanàGineaRanomasimbe Atlantika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VazimbaEpifaniaFiteny anglisyFanabeazana aizanaTetiandro etiopianaToyotaHolger StanislawskiFanambadianaPressyBokyFanjakana MitambatraFiteny ingrianaTantaran' i EtazoniaFokom-pirenen' i DanaFokom-pirenen' i IsraelySôdômaAntandroyEvanjelismaAbdellatif FellainiAfoAnjara (finoana)Fiteny hebreoFaritany eto MadagasikaraSoavalyTorkiaHazolahyTetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaAndriamangariraAntanosyCurrent eventsFiangonana zandrinyVeliranoBaraTsiranana PhilibertListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysAljeriaAterinetoTorkmenistànaMpisolo tena (fitsipiteny)Davida (mpanjaka)AurangzebLalàmpanorenan' i MadagasikaraToetanin-jana-pehin-tanyFanafodyFifandimbiasana apôstôlikaRanavalona IBolokyLaharam-pehintanyAFahafatesanaAngatra (aretina)1700Nekao IIMasoandroAlahasaty22 AprilyParis1188Tetiandro gregôriana17 DesambraParakyRaki-pahalalanaKônfirmasiônaRatsiraka DidierAnaranaAntemoroApôstôly roa ambin' ny foloFokom-pirenen' i BenjaminaFrantsaySiriaFatranaTaom-baovao malagasyNizeriàRepoblika Demôkratikan' i Kôngô🡆 More