Tetiandro Iraniana

Ny tetiandro iraniana dia ireo tetiandro nampiasaina nandritra ny taonarivo roa ao Iràna, izay fantatra koa amin' ny hoe Persia.

Atao hoe گاه‌شماری ایرانی‎ / Gāh-Shomāri-ye Irāni) ireo tetiandro ireo amin' ny teny parsàna. Ny tetiandro iraniana no tetiandro mirakitra tantara lava indrindra amin' ny tantaran' ny olombelona ka maro ny fanovana nifanesisesy mba hampifanaraka azy amin' ny fitantanan-draharaham-panjakana sy ny amin' ny toetrandro ary amin' ny fivavahana. Tetiandro manara-masoandro ny teniandro iraniana. Ny taona iraniana dia matetika manomboka amin' ny 21 Marsa amin' ny tetiandro gregôriana.

Jereo koa

Tags:

Fiteny persanaIrànaPersiaTaonarivoTetiandroTetiandro gregôrianaTetiandro manara-masoandro

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kyiv21 MeyWayback MachineKônfesyTranombakoka1888Alakamisy AnativatoSeha-pihariana faharoaFilazantsaraTantaran' i AlemainaFidangan' ny vidim-piainanaMadagasikara1200BlaogyMadagasikara zanatany frantsayAngatra (lolo)AostraliaFanonganam-panjakanaRanavalona ITesalônikaAberdeen, South DakotaApôlinarismaZaka2007RanoFaritany AmerikanaFiteny tiorkaZezikaSodànaBokin' i IsaiaRaki-pahalalanaMianmaraFanenomanaRepoblika Demôkratika MalagasyFamoranaTrombaSilamoJean-Joseph RabeariveloBokin' ny SalamoTetiandro gregôrianaOnjan-dranoFanjanahantany17 MartsaMalagasy (vahoaka)KataraAmbitsyBenito MussoliniMozilla FirefoxFiteny anglisyAfrikaOperaDavid N'Gog410HosodokoAbelaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyRadama IISoratraFloridaHasina (zavamaniry)MusianAndron'ny TanyFanandroana malagasySolombavambahoakaIsaBatisaMasedônia AvaratraTestamenta TalohaQotbabadAlemainaLambamena🡆 More