Mesôpôtamia

I Mesôpôtamia na Mezôpôtamia dia faritra tany Atsinanana Akaiky, teo anelanelan' ny ony Tigry (na Tigra na Tigrisy) sy Eofrata sady mifanandrify amin' i Iràka sy ny ampahany amin' i Siria ary i Iràna amin' izao fotoana izao.

Mesôpôtamia
Sarin-tanin' i Mesôpôtamia sy i Siria ahitana ny sisin-tanin' ireo firenena ankehitriny.

Teny grika ny hoe Μεσοποταμία / Mesopotamía, ka ny hoe μεσο / meso midika hoe "anelanena" na "afovoana" ary ny hoe ποταμός / potamós midika hoe "ony", ara-bakiteny ny hoe Mesôpôtamia dia midika hoe "eo anelanelan' ny ony".

Nisy sivilizasiôna sy firenana maro nifandimby na niara-nanjaka tao ka ireto no natanjaka tamin' ny Andro Taloha:

Nanomboka tany amin' ny taonjato faha-34 tal. J.K. hatramin' ny taonjato faha-2 taor. J.K. izany tantara izany nefa misy zava-pantatra ihany talohan' io fari-potoana io.

Jereo koa:

Tags:

Atsinanana AkaikyEofrataIràkaIrànaSiriaTigrisy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ParashaHypertext Markup LanguageIzeharaFanonganam-panjakanaÔbadiaFiteny litoanianinaFivarotana andevo1982Taratasin' i LentolosyFiteny sakalavaZanatsoratraCarl Gustav JungJakartaAdy Lehibe FaharoaApôkalipsy voalohan' i JakôbaEkoadôraIreneo avy any LogdanomaWikiTeam Fortress 2Tontolo iainanaFanjanahantanyHabakabakaRanoTeôlôjiaChauvac-Laux-MontauxBokin' i JeoFanahyJean NarivonyFiteny malaiô-pôlinezianaSodànaMatioEnzo FerrariSoson-drivotraOhabolanaAntananarivoVanim-potoana kristiana1629Ampiposahana (faritra)NupediaLovantsofinaOndryMpaminany lehibeSokajin-tenyHermann Hesse1993Boky ara-tantara (Baiboly)Abu Mansur al-BaghdadiTsindrimandry (fivavahana)FanagasianaTetiandroHaisoratraKanônan' ny Baiboly1973Mounir Aziz DaoudHasina (fizarazaràna)Fiteny alemànaAsir, IranAfrika AfovoanyAntanosyJohn RussellFiarakodiaTantaraFaraoHasinaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyFiteny masikoroBiraom-panisan'i EtazoniaWashingtonAdaoroMistery masinaFiteny estôniana19 AogositraThomas Mann🡆 More