Guadeloupe

I Guadeloupe dia vondronosy any Karaiba ahitana nosy fito, ary mahaforona faritra (région) sy departemanta ampitan-dranomasina (département d'outre-mer) frantsay.

Ny ampahany lehibe (Karukera amin' ny fiteny amerindiana) miendrika lolo dia voaforon' ny nosy roa: i Grande-Terre any atsinanana sy i Basse-Terre any andrefana, sarahan' ny tanan-dranomasina, antsoina hoe "la Rivière Salée". Ny renivohiny dia i Basse-Terre ary ny renivohitra ara-toekarena dia i Pointe-à-Pitre.

Guadeloupe
Guadeloupe

Tags:

FrantsaKaraîbaVondrom-piteny amerindiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Johannes VermeerFanjakan' ImerinaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AmerikaWiki CommonsFaritany eto MadagasikaraSoratraTsirintenyAntankaranaBokin' ny GenesisyModesto, KaliforniaJapànaLisitry ny gazety ao MadagasikaraRamevaFiteny taỳTetiandro malagasyAratraOzbekistànaVoronaDemôkrasiaMpampitohy (fitsipiteny)TorkiaWilliam III an'i AngleteraFanatontoloanaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaGeorges AndriamanantenaAsombolaDagestànaApôkrifan' ny BaibolyZambiaFanjakan' AndriamanitraMeyFamoranaFitaovam-piadianaHoratio Herbert KitchenerAviavyRy Tanindrazanay malala ôAnaran'ny mponinaJean-Joseph RabeariveloSadoseoAsa AkiraAljeriaTendryFitsarana faranyFahababoana tany BabilônaMalakiaVolana (fotoana)AntesakaRenivintanaFihavananaIsraelyFifohazana (kristianisma malagasy)Arama (faritra)FilôzôfiaArmeniaVondrona EorôpeanaFitampohaFamonjena14 FebroaryMediaWikiMpandrindra milinaFiraisana ara-nofoPraiminisitra malagasy849FamadihanaGovernemantaDokuWikiZavaboaryBokin' i DanielaMatoantenyRepoblika Malagasy🡆 More