Fiteny Baska

Ny fiteny baska no fitenin-drazan' ny vahoaka teratany baska, ampiasaina ao amin' ny Firenena Baska.

Io no hany fiteny manirery mbola velona amin' ny fiteny rehetra any Eorôpa. Ny fiteny baska dia antsoina hoe fiteny akitana tamin' ny Andro Taloha ary lingua Navarrorum (fitenin' ny Navarey) tamin' ny Andro Antenatenany, no fiteny tranainy indrindra mbola velona ao Eorôpa Andrefana. Atao hoe euskara ity fiteny ity amin' ny teny baska. Ny fiteny baska dia ampiasain' ny 28,4 % (751 500) amin' ny Baska amin' ny fizaràn-tany rehetra. Amin' ireo, ny 93,2 % (700 300) dia ao amin' ny faritr' i Espaina ao amin' ny Firenena Baska ary ny 6,8 % (51 200) sisa dia ao amin' ny ampahany ao Frantsa.

Fiteny Baska
Olentzero in Gipuzkoa, Firenena Baska
Fiteny Baska
Firenena Baska

Jereo koa

Tags:

Andro AntenatenanyAndro TalohaBaska (vahoaka)Eorôpa AndrefanaEspainaFiteny manireryFiteny velonaFrantsa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ferenc AndrásMediaWikiRanavalona IIIKanaana (faritra)NikôtininaKabary am-panambadianaGaliaMasikoroFisoronana sy fanalana vintanaVondrona EorôpeanaAngatra (aretina)Fitsarana faranyTolom-bahoaka tamin' ny 1947Paositra MalagasyNAostraliaMeivazy31 MartsaHasina (zavamaniry)FanjanahantanyOlombelonaJean-Joseph RabeariveloMeyParadisa (silamo)AntanosyBetlehemaTsimihetyFiteny tataraRavelonjanaharyFiteny hindỳMpampiankin-tenyAdijadyEzraFifohazana (kristianisma malagasy)John DaltonAntandroyMarovatoAsaFanjakan' AndriamanitraZavaboaryOhabolanaFoko eto MadagasikaraFiarahamoninaTovaloMpampitohy (fitsipiteny)JôbaFaritra MelakyFrantsaSolombavambahoakaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)IngosetiaAKiantenyMark JerrumIsraelyAmpiposahana (faritra)Mpaminany1910Tambajotra2012Faritra eto MadagasikaraFiteny malagasyFransiskaninaKristianismaFiangonana Loterana MalagasyFaritra ItasyFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaLahatra (finoana malagasy)TobilehibeKilamba-KiaxiAterineto🡆 More