Oram-Panala

Ny orampanala na oram-panala dia kristalin-dranomandry izay milatsaka avy eny amin' ny rahona amin' ny endrika bohaboha fotsy sy maivana.

Miforona manodidina ny vihim-pivainganana, izay mety ho vovoka na poti-javatra hafa ao amin' ny soson-drivotra (atmôsfera), rehefa mivadiha ho vainga ny eton-drano amin' ny maripana manodidina ny 0° C. Mitsonika ireo kristaly ireo ka mifampiraikitra ka mamorona bohabohan' orampanala, izay mety hanana savaivo mirefy 7 hatramn' ny 10 sm.

Oram-Panala
Orampanala
Oram-Panala
Oram-panala

Jereo koa

Rohy ivelany

Miteny anglisy

Tags:

Mari-panaRahonaRanomandry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fivavahan-drazana malagasyAlohotsy28 AprilySoson-drivotry ny tany68Isaia (mpaminany)Léonard de Vinci3 JanoaryGerhard Schröder472007ClenleuBarbadyArintany1922Repoblika Fahefatra (Madagasikara)1980Naperville, IllinoisMerina60RiyadhAndriandahifotsy197613Taom-baovao malagasyAmy BriggsDinan' i VarsoviaPôliteismaAfrika AtsimoHaikintanaBarselonaAndriamanitra (finoan-drazana malagasy)VLMetalySaikanosy IberikaOhioBazaugesKilometatraAlahamadyAdy MangatsiakaSeha-pihariana voalohanyRanomasin'i ArabiaRazana (finoana malagasy)Repoblika Demokratika MalagasyMouchinLuc-ArmauZomaRepoblika Demôkratikan' i KôngôHovaMahajangaFirenenaTetiandro miozolmanaTendrombohitra GarizimaFriedrich Nietzsche15Fifohazana (kristianisma malagasy)AterinetoEpistily ho an' ny EfesianaGeparda1967InjenieraKabary famangianaAleksandra Lehibe1564HenôteismaOlika voafintina anatyKharkivBaza1650Madagasikara🡆 More