Geparda

Ny geparda dia biby misy nono mpihinan-kena, iray sokajy amin' ny saka, miaina ao Afrika sy Azia Andrefana (ao Iràna sy ao Afganistàna avaratra-andefana).

Ny anarany ara-tsiansa dia Acinonyx jubatus. Izy no heverina ho biby haingam-pihazakazaka indrindra eto ambonin' ny tany, izay manana hafainganam-pandeha mahatratra 112 km/ora. Tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-20 dia notombanana ho 100 000 any ny isan' ny geparda nefa nihena ho 7 100 izany tamin' ny taona 2019. Biby arovana noho izany ny geparda.

Geparda
Geparda

Tags:

AfganistànaAfrikaAzia AndrefanaBibyIràna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Evanjelin' ny Roa ambin' ny foloFifohazana FarihimenaAdy an-tranoAurangzebVaryAriaryRioFiteny tatara krimeanaApôkalipsin' i StefanaBareinaWikiaApôkalipsy voalohan' i JakôbaFiteny anglisyFiteny antemoroJeôgrafian' i MadagasikaraFanandevozana(28353) ChrisnielsenRalamboAntandroyRatsiraka DidierKabary tera-baoKameronaDrônaFampakaram-badyWiki FoundationSakramenta ao amin' ny prôtestantismaVolamakaAdaoroTodyRepoblika MalagasyPôlitika eto MadagasikaraFitiavanaFehezantenyReniranoKabaryRadama VoalohanyAnjara asa (fitsipiteny)Fiteny malagasyFaritra DianaBaiboly amin' ny teny malagasyFilazantsara araka an' i MarkaBède le VénérableTom KilburnFiteny nizerô-kôngôleyNtaoloMiora Andrialalaina FlorlysSakarahaRoberto VaccaISO 3166-1Fanahy (kolontsaina malagasy)Evanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloBoky fahadimin' ny MakabeoVintana (finoan-drazana malagasy)Fahefana mpanatanterakaMurah Andrialalaina FlorlysAntemoroAhidamboAndriamanitra (tokana)Asa (mpanjakan' i Jodà)TononkaloMarshall LeffertsTsirintenySakalavaOhabolanaSoratra MasinaFanonganam-panjakanaFiteny javaneyFiteny tsôkotaoFanahy Masina (kristianisma)Ôlimpôsy (Torkia)Georges AndriamanantenaOlombelona🡆 More