Andriandahifotsy

Andriandahifotsy dia mpanjaka sakalava tao amin' ny tarana-mpanjaka maroseraña, izay nanjaka tamin' ny tapany faharoa tamin' ny taonjato faha-17.

Andriandahifotsy no nandimby an' Andriamisara rainy ary tamin' ny alalan' ny fandreseny dia nanitatra haingana ny fahefany tamin' ny morontsiraka andrefan' i Madagasikara hatrany Manambolo izy. Nanandrana hampiray an' i Madagasikara ho eo ambany fanapahany izy, nefa tsy nahomby. Tamin' izay fotoana izay ihany koa dia nikasa ny hamindra ny renivohiny ho any Bengy ao amin' ny lohasahan' i Mangoky izy, ka nanorina ny Fanjakan' i Menabe. Taorian' ny nahafatesany dia ny zanany roa lahy Andriamanetiarivo sy Andriamandisoarivo no nandova azy ka izy ireo no nanitatra ny fahefan' ny Sakalava hatrany avaratra, tamin' ny nananganana ny Fanjakan' i Boina.

Lisitry ny mpanjakan' i Menabe

Tags:

AndriamandisoarivoAndriamisaraFanjakan' i BoinaFanjakan' i MenabeMadagasikaraMangokyMaroserañaSakalava

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

2 DesambraPrôtestantismaJesoaFiteny jeôrjianaEvanjelismaAnjely potrakaFokom-pirenen' i LevyFokom-pirenen' i JodàBrezilaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyFanagasianaPhoenix, ArizonaSamsônaFanalana faditraBokyVolana (fotoana)Sikidy malagasyFiangonana Loterana MalagasyHiram-pirenenaOndryFifandimbiasana apôstôlikaEtazoniaSôdômaTalataMeksikaFitiavan-tanindrazanaOmbyFiainana ara-panahyFifandraisan-davitraNekô IIAndriamasinavalonaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika1971AsombolaHasidismaSamgaraSodànaHiragasyAhidamboPio IVZafisoroVolanaSandam-bolaAfrika AndrefanaFahasalamanaTazomokaFilôzôfiaAlan TuringFizaràn-taonaPrôtestantisma eto MadagasikaraAlahasatyGuangdongRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaBaskin-Robbins2015Wayback MachineFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraPio XAndron'ny TanyTantara ny Andriana eto MadagasikaraTsirinteny sara-droaMosavy (finoana malagasy)Sôdôma sy Gômôra1700Fahaizana mamaky sy manoratra2012SaolyAsorotanyVintana (finoan-drazana malagasy)🡆 More