Ramitraha dia mpanjaka tao amin' ny Fanjakan' i Menabe, zanak' Andriantsoanarivo Ramiakala, rain' ny andriambavy Rasalimo.
Taorian' ny nandefasan-dRadama I tafika intelo tao amin' ny Fanjakan' i Menabe tamin' ny taona 1820 sy tamin' ny taona 1821 ary tamin' ny taona 1822 dia nila fihavanana tamin' ny mpanjaka merina i Ramitraho tamin' izany, ka nanome an-dRasalimo zanany vavy ho vadin-dRadama. Tsy nisy anefa ny fandriam-pahalemana raha tsy nanao fifanekena momba izany indray Rasalimo tamin' ny taona 1827.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Ramitraha, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.