Ôrdinasiôna

Ny ôrdinasiôna, amin' ny Katôlika sy ny Ôrtôdôksa, ary amin' ny lafiny sasany amin' ny Anglikana sy ny Loterana sasany, dia asa litorjika mampita ny sakramentan' ny asam-pisoronana kristiana atao hoe sakramentan' ny filaharana.

Ny eveka no manolotra izany sakramenta izany, ka antsoina hoe mpanamasina.

Hatramin' ny andron' ny Testamenta Taloha, ny asa fanompoan' ny Levita (isan' ny fokon' i Levy), ary koa ny asam-pisoron' i Aarôna sy ny fanokanana ireo Loholona miisa 70 (araka ny Nomery 11.25) dia fandaminana ny rafitry ny asam-pisoronana. "Mpisorona be araka ny asam-pisoronan' i Melkizedeka" (Heb. 5.10); dia rohy mampifamatotra ny Testamenta Taloha amin' ny Testamenta Vaovao ao amin' ny fiainan' ny vahoakan' Andriamanitra.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

AnglikanismaEvekaKatolikaLoteranismaSakramentaÔrtôdôksa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fitaovam-piadianaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraDagestànaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFanjakan' ImerinaJapànaSikidy malagasyMain PageBetsimisarakaFifandraisan-davitraFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyKor'anyFototenyAmontanaHabakokaRoman PolanskiRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaTestamenta TalohaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFanandroana malagasyIngosetiaNjakatianaAsaAlakaraboFanandroanaLe BouscatAmpiposahana (faritra)AsabotsyHasina (zavamaniry)MatyKongonaMarovato1840\Fivavahana eto MadagasikaraFamoranaOkrainaBokin' ny SalamoKiantenyMpampiankin-tenyApôkrifan' ny BaibolyFahasalamanaFahaterahanaTrozonaAmerikaAast, Pyrénées-AtlantiquesGovernemantaIràkaSabata (jiosy)AdizaozaVintana (finoan-drazana malagasy)WikiMark JerrumMikeaHasinaArama (faritra)Mponina eto MadagasikaraTantaran' ny kristianismaTantaran' i MadagasikaraVondrona EorôpeanaGnôstisismaKanaana (faritra)Fiteny betsileoJean-Joseph RabeariveloAnaran'ny mponinaMatoantenyMpampiankina fehezankevitra🡆 More