Sakramentan' Ny Filaharana

Ny sakramentan' ny filaharana na ôrdinasiôna dia fihetsika sy teny araka ny litorjia izay ampidirana ao amin' ny filaharan' ny mpanao ny asam-pisoronanana kristiana, izay ankalazain' ny eveka.

Ahitana ôrdinasiôna koa ny ao amin' ny fiangonana anglikana sy ny fiangonana loterana nefa tsy mihevitra azy io ho sakramenta.

Ao amin' ny fiangonana katôlika sy ôrtôdôksa dia ny eveka sy ny pretra ary ny diakra no afaka mandray ny sakramentan' ny filaharana.

Amin' ny Katôlika, "Ny Filaharana dia sakramenta izay mahatonga ny fanirahana nankinin’ i Kristy tamin’ ireo apôstôliny hitohy ka ho ampiasaina ao amin’ ny Fiangonana mandra-pahatongan’ ny farandro: ny Filaharana izany no sakramentan’ ny andraiki-panompoana maha-apôstôly. Misy ambaratonga telo izy: ny maha-eveka, ny maha-pretra ary ny maha-diakra."

Jereo koa

Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika:

Loharano sy fanamarihana

Tags:

EvekaLitorjia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Baiboly amin' ny teny malagasyMpiandry tsaraMozilla FirefoxEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)FihavananaHiragasyRazana (finoana malagasy)Sikidy malagasyFototenyFameno (fitsipiteny)BezanozanoAsterôidaFamoranaKôetyLisitr' ireo mpanjaka merinaLisitry ny filohan' i MadagasikaraAostraliaZairaAsombolaEpistily ho an' ny FilipianaFiteny araboTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFiteny japôneyTsimihetyEskatôlôjiaFamonjenaFifandraisan-davitraHenri RatsimbazafyBaibolyRadama IITsadyAsorotanyFanjanahantanySeychellesFisoronana sy fanalana vintanaAnjara asa (fitsipiteny)NaoroAdaloJerosalemaTakatraFatranaBootjack, KaliforniaBaskin-RobbinsAsaNina HartleyAlakaosyLalànaMpampiankinaFiteny jeôrjianaMetairie, LouisianaAhidamboHebron, North DakotaWiki CommonsHetraSolosainaTantaraStrawberry Prince2008Kolontsaina malagasyFiteny betsimisarakaFilazantsara araka an' i JoanyPlastikaFiarahamonim-pirenenaFahafatesanaHasina (hery tsy hita maso)FamadihanaAkohoHindoismaKristianisma eto Madagasikara🡆 More