Vondrom-Piteny Paleô-Siberiana

Ny fiteny paleô-siberiana na paleô-aziatika na hiperbôreana dia vondrom-piteny ahitana fianakaviam-piteny madinika efatra ao amin' ny tapany atsinanan' i Siberia.

Ireto avy ireo fianakaviam-piteny ao amin' io vondrona paleo-siberiana io:

  • ny fianakaviam-piteny ieniseiana (ahitana ny fiteny keta sy ny fiteny ioga; ny ankamaroany dia fiteny maty);
  • ny fianakaviam-piteny tsoktsa-kamtsadala (na loôravetlàna na tsokotko-kamtsatkàna) (ahitana ny fiteny tsoktsa, ny fiteny aliotora, ny fiteny koriaka, ny fiteny kereka ary ny fiteny itelmena na kamtsadala);
  • ny fiteny nivke (na giliàka, fiteny manirery).
  • ny fiteny iokagiry (fiteny manirery).
  • ny fianakaviam-piteny eskimô-aleota (indraindray ampidirina ao)
  • ny fianajaviam-piteny aino (indraindray ampidirina ao)

Jereo koa

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny

Tags:

Fianakaviam-pitenySiberia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KainaFifohazana AnkaramalazaKongonaLitorjiaRy Tanindrazanay malala ôTolom-bahoaka tamin' ny 1947Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)KazakstànaRamevaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Tetiandro malagasyKolontsaina malagasyAntanosyTontolo iainanaMpampitohy tenyAntesakaElliot ShevelFampakaram-bady tao KanàParadisa (silamo)Current eventsMediaWikiLahatra (finoana malagasy)MikeaRichard I an'i AngleteraFifohazana FarihimenaCaliforniaAndrianaKabary famangianaTambintenyBokin' ny OhabolanaFrantsaFifandraisan-davitraFitaovam-piadianaMahavelona (Toamasina)Apôkrifan' ny BaibolyDistrikan'i MaintiranoJirofoTorkiaIngosetiaVoahiranaWilliam III an'i AngleteraPetra-kevitraFiteny araboHasinaRazana (finoana malagasy)HolatraFiteny hindỳFiteny kasmiryBetsileoFanjanahantanyHabakokaFototenyLaurent Cantetw97csAmerikaFamadihanaFanahy (kolontsaina malagasy)Israely14 FebroaryZambiaMpisolo (fitsipiteny)JerosalemaAntandroyFerenc AndrásMpampiankin-tenySilamoFisoronana sy fanalana vintanaFirenenaKabaryGnôstisismaAdizaoza2020Blaogy🡆 More