Fianakaviam-Piteny Aostrôaziatika

Ny fiteny aostrôaziatika dia fianakaviam-piteny any Azia Atsimo-Atsinanana sy ao amin'ny faritra atsinan'i India.

ny teny hoe aostrôaziatika dia avy amin'ny teny grika izay midika hoe "Azia Atsimo". Ny fiteny aostrôaziatika dia miparitaka anaty erana misaratsaraka sady elanelanin'ny faritra itenanana fianakaviam-piteny hafa. Heverina ho fitenin'ny tompon-tany ao Azia Atsimo Atsinanana sy any atsinanan'i India ireo fiteny ireo noho izy ireo mety efa tao talohan'ireo fiteny tai-kaday, fiteny aostrôneziana, fiteny sinô-tibetàna ary fiteny indo-eorôpeana izay nentin'ny mpiavy taty aoriana. Miisa 100 000 000 any ho any ny mpiteny aostrôaziatika tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-21.

Fianakaviam-Piteny Aostrôaziatika

Ny sampan'ny fianakaviam-piteny aostrôaziatika

Ireto avy ny sampan'ny fianakaviam-piteny aostrôaziatika: ireo fiteny monda, ireo fiteny kasika, ireo fiteny palaongika, ireo fiteny kmoika, ireo fiteny pakanika, ireo fiteny vietnamita, ireo fiteny katoika, ireo fiteny banarika, ireo fiteny kamboiana, ireo fiteny pearika, ireo fiteny nikôbarey, ireo fiteny asly ary ireo fiteny môna.

Jereo koa

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny

Tags:

Fianakaviam-Piteny Aostrôaziatika Ny sampanny fianakaviam-piteny aostrôaziatikaFianakaviam-Piteny Aostrôaziatika Jereo koaFianakaviam-Piteny AostrôaziatikaAzia Atsimo AtsinananaAzia Atsimo-AtsinananaFiteny aostronezianaFiteny indo-eoropeanaFiteny sino-tibetànaFiteny tai-kadayIndiaTeny grika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Nampula (faritany)FanatontoloanaFJKM Tranovato AmbatonakangaZanak' Andriamanitra1797Nigel GodrichFiteny irlandeyTorontoAndrianjakaSokitraLohataonaAlahamadyFifohazana (kristianisma malagasy)Lisitr' ireo mpanjaka merinaAprilyBouquemaisonKutub al-SittahAC/DCTaom-baovao malagasy(2984) ChaucerRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaFanjakana MitambatraFamadihanaSingaporoFitsanganan' i Jesoa ho velonaZava-mahadomelinaLetôniaFanasan-tongotra (fivavahana)IsraelyFotopampianarana sy FanekempihavananaNizeriàHerbert Eugene IvesGeorges AndriamanantenaJesoa araka ny kristianismaFahotana tamin' ny fototraLa Jonchère-Saint-MauriceAlahasatyRaki-pahalalanaMir Alisher NavoïBetsimisarakaFandraisanaDurrësBokin' ny GenesisyCalvin CoolidgeAbdellatif Fellaini24 MartsaMaebashiWiki CommonsGugnécourtFitohananaSana'a1833Lisitry ny zavatra madinidinika 60001-61000Fanalan-jazaMarshall LeffertsWilliam Shakespeare1782Kristianisma eto Madagasikara283Sikidy malagasyKyivDavida (mpanjaka)5 DesambraBonneval, Eure-et-LoirFampianaranaFiteny rosianaEpistilin' i PaolyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)GoogleIrlandaSipra AvaratraKuleFivavahan-drazana malagasy🡆 More