Fianakaviam-Piteny Hmông-Miena

Ny fiteny hmông-miena na fiteny miaô-iaô dia fianakaviam-piteny ao amin'ny faritra atsimo ao Sina sy ao Indôsina.

Ao amin'ny faritra be tendrombohitra ao amin'ny faritra atsimo ao Sina no tena miteny azy. Nandritra ny teloarivo na efatrarivo taona farany dia nifindra monina any Tailandy, any Laôsy, any Vietnamy ary any Birmania ny vahoaka hmonga sy ny vahoaka miena sasany. Ny adin-tafika nifanesy tao Indosina dia nahatonga ny mponina hmonga maro handao an'i Azia Atsimo Atsinanana ka hifidra any Aostralia sy any Etazonia ary any amin'ny firenena tandrefana maro hafa koa.

Fianakaviam-Piteny Hmông-Miena
Ny fiparitahan'ny fianakaviam-piteny hmonga-miena: mena: sampam-piteny hmongika; maitso: sampam-piteny mienika.

Sampan'ny fianakaviam-piteny fiteny miaô-iaô

Mizara ho sampam-piteny roa ny fianakaviam-piteny miao-ioa, dia ny sampam-piteny hmongika sy ny sampam-piteny mienika.

Ny sampam-piteny hmôngika

Ny sampam-piteny hmongika na miao dia ahitana zana-tsampam-piteny bahengika, ny zana-tsampam-piteny seika, ny fiteny hmongika andrefana, ny fiteny songa, fiteny hmo, ary vondrom-piteny maro hafa koa.

Ny sampam-piteny mienika

Ny sampam-piteny mienika na iao dia ahitana ny fiteny lomiena, ny fiteny biaomona, ny fiteny kimony ary ny fiteny zaomina.

Jereo koa

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny

Tags:

Fianakaviam-Piteny Hmông-Miena Sampanny fianakaviam-piteny fiteny miaô-iaôFianakaviam-Piteny Hmông-Miena Jereo koaFianakaviam-Piteny Hmông-MienaAostraliaAzia Atsimo AtsinananaBirmaniaEtazoniaIndôsinaLaôsySinaTailandyVietnamy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAdaoroEtazoniaAhidamboVatosoaFampakaram-bady tao KanàTendryTrozonaJirofoHoratio NelsonFijyFamonjenaZavaboaryFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaMalakiaMpampiankina fehezankevitraRajoelina AndryHabakokaSolombavambahoakaKazakstànaLibiaTrombaMôsikaoLe BouscatKabary am-panambadianaFaritra ItasyAostraliaFanahySokajin-tenyTestamenta VaovaoFanjakan' ImerinaAziaFaritra eto MadagasikaraFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaAljeriaFifohazana AnkaramalazaLes Paul1925Hasina (hery tsy hita maso)SinaAdy LehibeGeorges Andriamanantena849AlakaraboTontolo iainanaSoisaAmpongaRenivintana2012FrantsaHoratio Herbert KitchenerKiantenyOlombelonaFotoanaRasoherinaOsyAnatôliaBrexitMain PageFiteny kasmiryBenjamin DisraeliFivavahan-drazana malagasyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFiteny tataraJodaismaHarin-karena faobeMpisolo (fitsipiteny)Ambatolampy TsimahafotsyGerd Ganteför🡆 More