Tônga

I Tônga, na  ny Fanjakan' i Tônga, dia fanjakana pôlineziana, any amin' ny faritra andrefana amin’ ny Ranomasimbe Pasifika atsimo.

744 km atsinanana-atsimo-atsinanan' ny nosy Fiji ary 875 km atsimon' i Wallis-Futuna. Ity firenena ity dia mizara ho vondronosy telo lehibe ahitana nosy sy nosikely 170 mahery. Amin' ny fiteny tôngiana dia atao hoe Tonga /ˈtoŋa/ na Pule'anga Fakatu'i 'o Tonga; amin' ny fiteny anglisy dia atao hoe Tonga sy Kingdom of Tonga ity firenena ity.

Tônga
Sainan' i Tônga
Tônga
Ireo nosy Tônga eo amin' ny bolantany

Miorina amin' ny fehintany 20° Atsimo sy zarahasina 175° Andrefana, izay nantsoina taloha hoe Nosin' ny Mpinamana, ankehitriny dia lasa fanjaka-mpanjaka mahaleo tena ao amin' ny Commonwealth ireo nosy ireo. Ny toetany any dia toetanin-jana-pehin-tany mafana sy mando; mety hahatratra 2 000 mm isan-taona ny rotsak' orana. I Tônga dia manana velarana mirefy 748 km2 ary i Nukuʻalofa no renivohiny izay ao amin’ ny nosy Tongatapu.

Jereo koa

Tags:

Fiteny anglisyPôlineziaRanomasimbe Pasifika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SiansaPoopy16 DesambraBokin' ny GenesisyEmperora CixiMpampiankina fehezankevitraBob KhannaFiteny hebreoHagaraListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysEvekaAbrahama (patriarka)Tetiandro litorjika kristianaSonisma1700MahafalyGanàFiteny latinaFanekem-pinoana atanazianaEuryceros prevostiiKôngô-BrazzavilleNekô IIRadama VoalohanyIndôneziaPaul CézanneApôstôly roa ambin' ny foloMadagasikaraEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Afrika AndrefanaMickey MouseTobim-pifohazanaTenim-pinoanaFiteny pôlôneyHaintanyMpampitohy (fitsipiteny)Abidy latinaTaom-baovao malagasyNikôlà IIITamotamoVoanihoMalagasy (vahoaka)Fivavahana eto MadagasikaraFilipinaVoromailalaEjiptaSakramentan' ny filaharanaEorôpa AtsinananaVeliranoFokom-pirenen' i AseraFrank ZappaFanjakana MitambatraGregôrio IXMelody TimeRazana (finoana malagasy)Siméon RajaonaSaryFiompianaJôsia (mpanjakan' i Jodà)Kaody baraRepoblika Demôkratikan' i KôngôFomban-drazanaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)JirofoAndrianampoinimerinaVolana (fotoana)JoroMpisolo manondroAlahasatyFanonganam-panjakana🡆 More