Kolkata

Ny Tanànan'i Calcutta, na Kolkata ankehitriny amin'ny fampiasana ofisialy (amin'ny fiteny Bengali কলকাতা ; ) dia renivohitry ny faritany mizaka tena indianin'i Bengaly-Andrefana.

Any atsinanan' India no misy azy, eo amoron'ny renirano Hūghlī, ny isam-ponina ao an-tanàna dia misy 4 399 819 ary 15 ho an'ny tanànan-dehibe. Tanàna faha efatra ary tanànan-dehibe faha telo any India Kolkata.

Kolkata
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka India ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Kolkata
Kolkata
Velarantany NC
Isam-ponina 4 580 544 mponina
Tanànan-dehibe 15 tapitrisa
Ben'ny tanàna Bikash Bhattacharya
Firenena India
Faritany Bengaly Andrefana
Faritra NC

Anarana

Jeografia

Toe-tany

Tantara

Jereo koa

Tags:

Kolkata AnaranaKolkata JeografiaKolkata Toe-tanyKolkata TantaraKolkata Jereo koaKolkataFaritany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GnôstisismaSiddhartha GautamaDokuWikiAlarobiaGovernemantaSakalavaRavelonjanaharyDmitri MedvedevKabaryEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)BlaogyKabary famangianaFivavahanaDarryl StarbirdJôbaFanekem-pinoana apôstôlikaFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoKristianinaAratraFifohazana (kristianisma malagasy)Baiboly katôlikaSiansa ara-tsôsialyFiteny taỳNikôtininaBrexitJohn DaltonMassachusettsFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaAdaloFijyAntenimieram-pirenenaAngleteraJerosalemaFahababoana tany BabilônaSampan-tenyHasinaKabary tera-baoVoahiranaAntemoroFanjakan' AndriamanitraAngatra (aretina)DemôkrasiaAnanaEpistily ho an' ny RômanaGoaikaFiteny kreôly haisianinaWikipedia849ISO 4217Kanaana (faritra)KolontsainaAlahasatyPaositra MalagasyFitiavanaFifohazana SoatanànaÔseaniaAnthiyurAdijadyVatosoaNôvambraPetra-kevitraMôsikaoAnaran'ny mponinaHasina (hery tsy hita maso)Kalandrie litorjika katôlika rômaninaNJodaismaMatyAndrianaAnaranaTorkiaFanandroana🡆 More